Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70616

Manamafy ny MDN: tsy azo atao ny mivarotra sy manapoaka tsipoapoaka

$
0
0
Mbola nanamafy hatrany ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena (MDN) fa voarara ny mivarotra sy manapoaka tsipoapoaka. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny MDN hatrany, ao anatin’ny volan’ny ankizy isika izao sady fankalazana ny faha-59 nitsingerenan’ny nahazoana ny fahaleovantena sy ny nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy. Tsy afa-misaraka amin’izany koa ny fanapoahana ny tsipoapoaka. Noho izany, rarana mafy ny fivarotana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70616

Trending Articles