Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70616

“Mpifindra monina vokatry ny toetr’andro”

$
0
0
Miantraika mivantana any amin’ny zava-mananaina ny fahapotehan’ny alan’Ankarafantsika. Notsorin’ny talen’ny Parka, Jaotera, fa miharitra ny loharano, izay mamatsy ny manodidina, hatrany amin’ny lemak’i Marovoay, izay  tsy voakojakoja araka ny tokony izy. Mitombo ny fikaohan’ny riaka ny tany Miha tototry ny fasika ny tanimbary, ka lasa mirona any amin’ny voly an-tanety ny mponina. Mifandray amin’ny fiovan’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70616

Trending Articles