Atsimo Andrefana: haloa faran’izay haingana ny fisotroan-dronono
Tojon’ny tsy azo anoharana ireo beantitra mandray fisotroan-dronono any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Nisy nanafika ny iraky ny Tahirimbolam-panjakana mpitondra ny « Titres de paiement pension juin...
View ArticleFitantanana ny Mosque 67 ha: voafidy ho filoha i Achile Houssein
Tontosa, afakomaly ny fifidianana ny birao handrafitra ny fitantanana ny Mosqué 67 ha, nokarakarain’ny komity mpanomana. “Vaofidy ho lehibe mpitantana ny trano fiangonana, i Achile Houssen, miaraka...
View ArticleToamasina: nijery ny olan’ny tsena ny PDS
Nandray andraikitra avy hatrany. Nidina ifotony nijery ny olan’ ireo tsena eto Toamasina ny filoha vaovao ny delegasiona manokana (PDS) mitantana ny kaominina, Razafimanana Christian, ny herinandro...
View ArticleKitra – «Can 2019»: tsy azo alefa amin’ny «écran géant» ireo lalao 52
Nambaran’ny tale jeneralin’ny ORTM, nandritra ny fivahiniany tao amin’ny fahitalavi-pirenena (TVM), fa ny onjam-peom-pirenena (RNM) sy ny TVM irery ihany ny hany afaka mampita mivantana, ireo lalao 52...
View ArticleRugby – « Terre en mêlées »: maherin’ny 40 mianadahy manaraka fiofanana
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny fiofanana karakarain’ny fikambanana « Terre en mêlées », eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Mpiofana miisa 40 mahery, avy...
View ArticleASIEF: efa eo am-piomanana tanteraka i Toamasina
Efa eo am-piomanana tanteraka amin’ny fiatrehana ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana, amin’izao fotoana izao ny faritr’i Toamasina, na dia mbola amin’ny 7 ka hatramin’ny 20...
View ArticleMilitaires écroués à Tsiafahy: le SMM dénonce des “menaces contre les...
Militaires écroués à Tsiafahy: le SMM dénonce des “menaces contre les magistrats”
View ArticleZaza telo naiditra hopitaly: mitobaka eny an-tsena ny kilalao mampidi-doza
Zaza telo naiditra hopitaly: mitobaka eny an-tsena ny kilalao mampidi-doza
View ArticleMois de la langue malgache: l’indépendance et la culture malgache à l’honneur
A l’occasion de la célébration du Mois de la langue malgache et du 59e anniversaire de l’Indépendance de Madagascar, le ministère de la Communication et de la culture organise un évènement spécial,...
View ArticleFreak de l’Afrique: une tournée marathon
Après Kenya et Mozambique, Freak de l’Afrique dépose sa valise dans la capitale le temps d’un spectacle, ce samedi, au Fatapera Antaninarenina. Des artistes malgaches aussi variés que Benson, DO B,...
View ArticleExposition: honneur aux instruments de musique traditionnels
A l’occasion de la célébration de la Fête de la musique, l’Alliance française d’Antananarivo (AFT) organise une exposition exceptionnelle baptisée « Les faiseurs de musique » dont le vernissage s’est...
View ArticleIHF Trophy Afrique: les juniors filles ont déjà la tête au Guinée-Conakri
La sélection nationale U20 féminine a d’ores et déjà le regard fixé sur l’International handball Federation Trophy (IHF), prévu du 23 au 30 juillet, au Guinée-Conakri. De retour au pays après son sacre...
View ArticleHandball – Championnats nationaux: les seniors à Fianarantsoa et les jeunes à...
Après trois reports, les Championnats de Madagascar seniors de handball se dérouleront à Fianarantsoa, du 22 au 31 août. Du 30 octobre au 9 novembre, les jeunes prendront le relais à Toamasina,...
View ArticleHandisports-Jioi: les athlètes remontent la pente
Dernières lignes droites pour les athlètes en situation de handicap en vue des 10e Jeux des îles de l’océan Indien (JIOI) qui aura lieu à Maurice en juillet. Depuis hier, trois nageurs et douze...
View ArticleJudo: les judokas malgaches de retour sur le circuit international
Il faudra attendre le mois de juillet prochain avant de revoir les judokas malgaches sur le circuit international, plus précisément du 12 au 14 juillet au Grand Prix de Budapest en Hongrie. La longue...
View ArticleGendarmerie nationale: ouverture du tournoi sportif annuel
L’ouverture officielle du tournoi de la Coupe du secrétaire d’Etat chargé de la gendarmerie (Seg) et du Commandant de la gendarmerie nationale s’est tenue hier, au Toby Ratsimandrava. Ces deux...
View ArticleMDN: atrikasa momba ny fanisana sy fitanana an-tsoratra ny basy
Haharitra roa andro eny amin’ny “Cercle Mess Soanierana” ny atrikasa sy fiofanana momba ny fanisana sy fanitsiana ny fomba fanaovan’ny zatovolahy ny fanompoam-pirenena ary ny fitanana an-tsoratra ny...
View ArticlePrefektioran’Antananarivo: azo atao indray ny mivarotra sy manapoaka...
Mitranga, mihemotra! Nofoanan’ny teo anivon’ny prefektiora indray ny lalàna momba ny fandrarana ny tsy azo anapoahana tsipoapoaka sy ny fivarotana izany. Manomboka omaly izany dia malalaka indray ny...
View ArticleTselatra
“Fanabeazana ho olom-pirenena vanona maneho ny fitiavan-tanindrazana amin’ny alalan’ny fananganan-tsaina”. Io no lohahevitra nentina nanatanterahana ny hetsika fitiavan-tanindrazana amin’ny alalan’ny...
View ArticleTranga efatra isan’andro: mirongatra ny aretim-pivalalanana ao Toamasina
Mirongatra izaitsizy indray ny aretim-pivalalana miseho amin’ny ankizy ao Toamasina, raha ny fanadihadiana natao, nandritra ny faran’ny herinandro lasa teo iny. Mivalana matetika ny ankizy ary miaraka...
View Article