![]()
Mirongatra izaitsizy indray ny aretim-pivalalana miseho amin’ny ankizy ao Toamasina, raha ny fanadihadiana natao, nandritra ny faran’ny herinandro lasa teo iny. Mivalana matetika ny ankizy ary miaraka amin’ny fandoavana ihany koa. Ankoatra ireo, mena ny masony ary somary mahamay ny hoditra ny fisehoan’ny tranga. Raha ny faran’ny herinandro teo, nahatratra hatramin’ny efatra isan’ andro ny […]