Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70773 articles
Browse latest View live

FAHATRATRARANA VARY SIMBA TENY AMIN’NY TSENA ANOSIBE

Nahatratrarana vary simba 40 kitapo-na 50 sy 35 kilao nitokana teny amin’ny Akany fitoeran’i Père Pedro teny Andralanitra. Ho tohin’izay ihany : trano fitehirizana mpivarotra nanjifain’i Père Pedro...

View Article


LOI SUR LE DÉVELOPPEMENT DE L’INDUSTRIE ; LE DÉCRET D’APPLICATION EN ATTENTE

LA LOI SUR LE DÉVELOPPEMENT DE L’INDUSTRIE SERA MODIFIÉE POUR CADRER AVEC LA POLITIQUE GÉNÉRALE DE L’ETAT. LE DÉCRET D’APPLICATION ATTENDRA. Les industriels devront encore s’armer de patience avant que...

View Article


FITSIDIHAN’NY MICA NY BIRAON’NY FENITRA ETO MADAGASIKARA (BNM)

Araka ny vinan’ny MICA « indostria miroborobo eny anivon’ny faritra, antoky ny fifanakalozam-barotra mirindra » dia nanatanteraka fitsidihana tetsy amin’ny Biraon’ny Fenitra eto Madagasikara izay...

View Article

MTEFPLS : Haro sur la corruption et promotion de la justice sociale

Pas plus tard que ce mardi 14 mai, face à un parterre de journalistes de tous horizons, la Ministre Gisèle Ranampy, chargée du Travail, de l’Emploi, de la Fonction Publique et des Lois Sociales, a...

View Article

Les chercheurs-enseignants se réorganisent

Les chercheurs-enseignants sortent de leur ombre. A travers une réunion qui a eu lieu au FOFIFA Ampandrianomby, vendredi 3 mai, plus d’une centaine de chercheurs-enseignants regroupés au sein de...

View Article


Investiture du Président de l’Université de Toliara

L’investiture officielle du nouveau président de l’Université de Toliara, Razafiarison Andriamanantena a eu lieu le vendredi 10 mai 2019 au campus de Maninday. La cérémonie a été présidée par Madeleine...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Emission Ambarao – 15-05-2019 – avec FY RAKOTOMAHARO – vm #Audio

Suivez l’Emission Ambarao sur Alliance92 tous les mercredi à 12 h 15 vm, 13 h 15 vf. Rediffusion les dimanche à 09 h 10 pour la version française et à 12 h 00 pour la version malgache.

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Emission Ambarao – 15-05-2019 – avec FY RAKOTOMAHARO – vf #Audio

Suivez l’Emission Ambarao sur Alliance92 tous les mercredi à 12 h 15 vm, 13 h 15 vf. Rediffusion les dimanche à 09 h 10 pour la version française et à 12 h 00 pour la version malgache.

View Article


Matsiatra Ambony: miverina amin’ny laoniny ny fandriampahalemana

Nandritra ny fanetsehana ireo miaramila mampandry tany ao amin’ny vondron-tafika “Zone rurale prioritaire de sécurité” (ZRPS) Bravo tao amin’ny faritra Vakinankaratra, Amoron’i Mania, Matsiatra Ambony,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambohidratrimo: lasa ny vola tanaty sakaosy, lehilahy iray voatifitra

Maty rotiky ny balan’ireo jiolahy ny lehilahy iray nitondra vola « versement » an’ny tobin-tsolika iray teny Ambohidratrimo, omaly. Efa narahin’ireo olon-dratsy izy ka teny ambony moto izy no...

View Article

Farihy manan-kasina ao Andranotsara: tsy mbola hita ny fatin’ilay tovovavy

Tsy mbola hita ary hifampitadiavana ny fatin’ilay tovovavy mpianatra natelin’ilay fahiry manan-kasina ao Andranotsara Vohémar. Efa ho dimy andro aty aoriana tsy fantatra ary tsy hita faty ity tovovavy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toby Ratsimandrava: fikaonan-doha momba ny tetikasan’ny filoham-pirenena

Notanterahina omaly teny amin’ny Toby Ratsimandrava ny fivoriana niarahan’ireo minisitera isan-tsokajiny. Voakasiky ny fandaharanasan’ny filoham-pirenena amin’ny fametrahana ny toerana voatokana...

View Article

Tselatra

Tafakatra efatra ny isan’ireo olona namoy ny ainy vokatry ny fihinanana soka-dranomasina tany Belo sur Mer, distrikan’i Morondava, ny herinandro teo. Fantatra fa miisa 67 ireo nihinana ity...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Niseho ihany ny nafenina: olona telo tratra, rongony 700 kg nafenina tao...

Avo lenta hatrany! Rongony milanja 700 kg be izao no nafenina tao anaty kamiaobe “citerne”, tratran’ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Ankaramena, omaly tamin’ny 5 ora maraina. Olona telo no...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Halatra lavanila: mitombo ireo MD ao Fenoarivo Atsinanana

Tafakatra sivy ny  isan’ireo naiditra am-ponja (MD) ao amin’ny fonjan’i Fenoarivo Atsinanana momba ny raharaha halatra lavanila maitso eny an-tsahan’ny tantsaha ao anatin’ny distrikan’i Fenoarivo...

View Article


Mahantra any amin’ny distrika 20: 90 tapitrisa dolara ny fanampiana...

90 tapitrisa dolara ! Io ny vola narotsaky ny Banky iraisam-pirenena ho an’ny fanjakana malagasy amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny vola, ary ity farany indray namindra izany ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fahaiza-miatrika ny fiovan’ ny toetrandro: hisy fanadihadiana eny anivon’ny...

Natomboka omaly ny tetikasa momba ny fanadihadiana hanamafy ny fahaizana miatrika ny fiovan’ny toetrandro eny anivon’ny valanjavaboary 14 eto amintsika, ampahany amin’ireo tantanin’ny Madagascar...

View Article


Andro maneran-tany ho an’ny ankohonana: ho lavitry ny herisetra ny ao...

Andro maneran-tany ho an’ny ankohonana, omaly. Nisafidy ny lohahevitra Fianakaviana lavitry ny herisetra ny Fianakaviana Sambatra sampana Antananarivo hanamarihana ny Andro. Tsapa fa miaina ao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Mpanoratry ny taona 2018 »: natolotra an-dRavorombato ny amboara

Tontosa soa aman-tsara ny lanonana ! Natolotra an-dRavorombato Ony Lantoarimamy, tao amin’ny foiben’ny vaomieram-pirenena malagasy Unesco etsy Behoririka, omaly, ilay amboara lehibe maha « Mpanoratry...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Nateraka indray”: mijoro vavolombelon’i Kristy i Aaron Pretra

“Tahaka ny zaza vao teraka indray aho. Raha atao indray mijery, fiainana maloto ny fiainako rehetra taloha, raha tsy hilaza fotsiny afa-tsy ny hoe, raha atao ny atontan’isan’ny Malagasy mpisotro toaka...

View Article
Browsing all 70773 articles
Browse latest View live