Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Halatra lavanila: mitombo ireo MD ao Fenoarivo Atsinanana

$
0
0
Tafakatra sivy ny  isan’ireo naiditra am-ponja (MD) ao amin’ny fonjan’i Fenoarivo Atsinanana momba ny raharaha halatra lavanila maitso eny an-tsahan’ny tantsaha ao anatin’ny distrikan’i Fenoarivo Atsinanana. Taorian’ireo dimy lahy naiditra am-ponja vonjimaika, ny 8 mey 2019 lasa teo dia niampy efatra izany ka miisa sivy hatreto ny isan’ireo MD. Raha ny loharanom-baovao voaangona avy any an-toerana, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Trending Articles