Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70793 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampifandraisana ny lalana RN2 sy RN3: ho vita amin’ny taona 2021 ny asa

Herintaona katroka izao, volana mey 2018, ny nanombohana ny asa fanaovana lalana Rocade avy eo Andranobevava mivoaka any amin’ny RN2. Tetikasa goavana hanitarana ny lalana eto Antananarivo, miaina ao...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ortana: hitsidika an’Ambohitrimanjaka sy Antsahadinta

Toerana manan-tantara hafa indray ny tsidi-bohitra karakarain’ny Ofisim-paritry ny fizahantany Analamanga (Ortana), ny sabotsy 18 mey ho avy izao. Andiany voalohany, manomboka eny Ambohitrimanjaka ary...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Minisiteran’ny Asa sy Cnaps: natsangana ny « Task Force »

Hiara-kiasa ny minisiteran’ny Asa sy asam- panjakana ary ny lalàna sosialy (MTFPLS) ary ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana sosialy (Cnaps), hanatanterahana ny toromarika tinapaka tamin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampielezan-kevitra gaboraraka: tsy hita izay tena fampiharan-dalàna

Mandeha ny fampielezan-kevitra. Ao anatin’ny gaboraraka be ihany? Tsy hita izay tena fampiharan-dalàna… Ny tsy fanaovana fanambarana mialoha ny toerana sy fotoana hanaovana ny hetsika amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

KMF/Cnoe: “Misy famitahan’ny mpanao politika ny mpifidy”

“Ny endrika famitahana mpifidy ataon’ny mpirotsa-kofidina, miseho amin’ny hoe: olona iray ihany no eo amin’ny peta-drindrina; matetika, ny loha lisitra. Tena ataoko hoe fitaka tsotra izao izany.” Io ny...

View Article


Ceni – Lisi-pifidianana: “Tsy kitihina intsony”

“Araka ny voalazan’ny lalàna momba ny fitondrana ankapobeny ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka: ny 1 desambra ka hatramin’ny 15 mey ny taona manaraka no anaovana ny fanavaozana isan-taona ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambohidratrimo: raikitra  ny kilalao maloto amin’ny propagandy

Efa tsy lalao politika  intsony. Velon-taraina ary mahatsiaro tena iharan’ny antsojay ny kandidàn’ny IRD, Rakotoarisoa Jhonny, nirotsaka ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo.  “Mandeha ny fandrahonana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kandidà Ikala Fy: « Zatra manara-dalàna izahay »

Nitondra fanazavana manoloana ny fizotry ny fampielezan-kevitra ny kandidà, Fy Andrianarison. “Efa zatra manara-dalàna izahay ary skoto ka notezaina sy nobeazina amin’ny fanajana fitsipika sy ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hazakazaka Bisikileta: azo anaovana fifaninanana ny lalam-pirenena RN 44

Hafaliana tsy omby tratra ny nandraisan’ny tany  amin’ny Faritr’Alaotra-Mangoro, ireo orinasa roa,  manatanteraka ny fanadihadiana ireo mponina manana fanànana( trano, tany, fotodrafitrasa) manamorona...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tahala Rarihasina: handray ny hetsika ho an’ny Mozea

18 mey, andro iraisam-pirenena ho an’ny mozea. Noho ny fandaminana anefa, hotontosaina ny zoma 17 mey izao ny fankalazana izany eto Madagasikara, izay hatao eo anoloan’ny Tahala Rarihasina Analakely,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – Barea de Madagascar: efa mandeha ny fizarana ny « primes de...

Efa manomboka mandeha ny fizarana ilay « prime de qualification » nampanantenaina ireo mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara, taranja baolina kitra. Io no nambaran’ingahy Benony Jacques, mpikambana eo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby – « Match œuvre »: ala nenina farany ho an’ny tsy manara-dalana

Rahampitso zoma no fotoana hiantsoan’ny eo anivon’ny Malagasy Rugby, ireo fileovana nilalao tetsy amin’ny Malacam, tamin’ny taom-pilalaovana farany teo. Mandritra io fivoriana io no voalazan’ny...

View Article

Tolona – Fifidianana: lany ny kandida tokana, Ravelojaona Mamitiana

Tontosa, omaly, tany Mahajanga, ny fivoriambe no sady fifidianana ny filoha hitantana indray ny federasiona malagasy ny taranja tolona, mandritra ny efa-taona manaraka. Lany ho filoha, fanin-telony...

View Article


CSP Marovoay

Manentana sy mampahafantatra, any amin’ireo sekoly, ny amin’ny fanajana ny zon’olombelona eto anivon’ny Polisim-pirenena ny kaomisaria any an-toerana. Mitsangana Ry Polisy  

View Article

ATRIK’ASA FANKATOAVANA NY FANDAHARAN’ASAM-PIRENENA.

Dingana iray hafa eo amin’ny sehatry ny indostria : Ho fampiroboroboana ny Indostria maharitra, matotra ary mahomby eto Madagasikara 2019-2022 dia nisy ny atrik’asa fankatoavana ny...

View Article


FLASH SUR LE PROCESSUS D’ÉLABORATION DU PEM

Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry RAJOELINA tient à la transformation de Madagascar à travers sa vision « vivre ensemble dans un Madagascar vert, au sein d’une société moderne...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Pièce multidisciplinaire: Avelo Nidor sur la planche du Cemdlac

Avelo Nidor sera sous les feux de la rampe du Cemdlac Analakely, ce 24 mai, en présentant sa pièce fraîchement intitulée Tononkira fananganana ny maty. Réputé en tant que poète aguerri, Rodin...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Guide du week-end

Eusebia au Jao’s Pub Ambohipo Eusébia signe son grand retour au Jao’s Pub Ambohipo, lors d’un concert  ce soir, à partir de 21 heures. L’ancienne choriste du groupe Jaojoby compte bien partager son...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Loi de finances rectificative:une part importante du budget consacrée aux...

Adopté par voie d’ordonnance en Conseil des ministres, avant-hier, la Loi de finances rectificative (LFR) 2019 consacre une importante part du budget de l’Etat à la construction d’infrastructures. Au...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Parc industriel de Moramanga: 80 ha dédié au textile

La mise en place d’un premier complexe de 80 hectares dédié au textile, sur les 680 ha du parc industriel de Moramanga, est sur les rails. En effet, l’Economic development board of Madagascar (EDBM) et...

View Article
Browsing all 70793 articles
Browse latest View live