Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70768 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Betsiboka: zandary miisa 29 nahazo sandam-pikirizana

Tsy niandry ela ny fitondram-panjakana, naneho ny fampanantenana nataony, indrindra ho an’ireo zandary nahavita ezaka manokana ho an’ny tanindrazana. Natolotra ara-pomba ofisialy sy ara-miaramila, ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nitohy teny amin’ny Epp Anosibe: niara-nanangan-tsaina tamin’ny mpianatra ny...

Nitohy ny alatsinainy maraina teo ny hetsika fitiavan-tanindrazana amin’ny alalan’ny fampakarana ny sainam-pirenena teny amin’ny sekoly fanabeazana fototra (Epp) Anosibe. Ny lohahevitra voizana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

67 ha: miditra an-tsehatra manendaka koa ny vehivavy

Tovovavikely iray 16 no niharan’ny fanendahana teny amin’ny faritra 67 ha, ny zoma 22 marsa 2019 lasa teo tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro. Araka ny fitantarany, vehivavy iray no tonga nanatonga azy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Trafika andramena – Famotsiam-bola: misy raharaha hafa koa anenjehana an’ilay...

Nahazo tatitra avy any amin’ny olona tsy nitonona anarana ny Bianco, mikasika ny ahiahy kolikoly nataon’ny mpandraharaha iray, malaza any Toamasina, efa naiditra am-ponja any Tsiafahy amin’izao fotoana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

EEM Nizerianina: naka traikefa teny amin’ny MDN

Tonga nitsidika an’i Madagasikara ny delegasiona nizerianina izay ahitana manamboninahitra mpianatra miisa 26, mpampianatra roa ary tompon’andraikitra miisa dimy avy amin’ny “Ecole d’Etat Major” (EEM)...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teatra poetika arahina dihy: lalaovin’ny Bee Z’Art ny « Tononkira fananganana...

Anisan’ny nanaitra izay nahita azy ity sanganasan’i Avelo-Nidor ity. « Tononkira fananganana ny maty ». Fa iza sa inona ny maty ? Iza no afaka mamelona izany maty izany? Ny manana aina, saika mandalo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hetsika tany Nanjing – Sina: nisongadina ry Rakoto Frah Junior

Ny fomba amam-panao malagasy, hasongadina amin’ny zavakanto. Izay no nasehon’ny tarika Rakoto Frah Junior, nandritra ilay hetsika lehibe iray tany Nanjing, Sina, ny 11 mey teo. Tamin’ny alalan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanatsarana ny asam-panjakana: hanatsinkafona ireo mpiasa matoatoa ny minisitera

Ho hitan’ny havany eo tsy ho ela  intsony.… Miroso  amin’ny fanatsarana ny fitantanan-draharaha ny eo anivon’ny  fitondram-panjakana,  niainga amin’ny  toromariky ny filoham-pirenena.  Anisan’ny manana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tontolon’ny fitsarana: hahazo  fitaovana hiadiana amin’ny kolikoly ny faritra

Santatra fotsiny ihany ny eto Antananarivo ary natao filamatra. “Tena maika amin’ny sehatra asa eto anivon’ny  minisiteran’ny fitsarana  ny  fanaparitahana ny fitaovana informatika hanaraha-maso ny...

View Article


Ceni: faranana anio ny lisi-pifidianana 

“Ny antontanisa farany raikitra mialoha izao fifidianana solombavambahoaka izao: nofaranana 25 388 ny isan’ny birao fandatsaham-bato manerana ny fari-pifidianana 119 eto Madagasikara. Nofaranana 10 302...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

CMI Energy sy BC Solar: afaka mamokatra herinaratra azo tahirizina

Nampahafantatra ny tetikasany tamin’ny atrikasa niantsoana ireo orinasa sy indostria, omaly teto an-dRenivohitra, ny CMI Energy miaraka amin’ny solontenany eto Madagasikara, ESE (Energie sécurité...

View Article

Toekarena –fiarahamonina: zara raha misy voka-pikarohana mivoaka

Zara raha misy voka-pikarohana mivoaka ataon’ireo mpikaroka eto an-toerana nefa mandeha ihany ny fitakiana vola any amin’ny fanjakana ho an’izay fikarohana izay. Amina sehatra rehetra, toekarena,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Telma-Mesupres: fampiromboroboana ny fanabeazana niomerika

Natao sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Telma sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika (Mesupres). Voafaritra ao anatin’izany ny hampitomboana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kolo anaka: ny tsara ho fantatra momba ny androbe

(Fizarana faha 6) 18 – Amin’ny maha « Neuropsychiatre » anao, inona no torohevitra ho an’ny vehivavy voan’ny androbe nefa te hanan-jaza ? Alohan’ny hanapahan-kevitra fa hanan-janaka dia tokony hanatona...

View Article

Valanaretina: 909 ireo matin’ny kitrotro

Araka ny tatitry ny minisiteran’ny Fahasalamana momba ny zava-misy momba ny kitrotro, nanomboka ny 3 septambra hatramin’ny 4 mey lasa teo, valo ny distrika mbola ahitana ny tranganaretina kitrotro....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fikambanana Iza: manampy amin’ny fialana amin’ny zavamahadomelina

Ny tanora no hoavin’ny firenena! Hananana taranaka vanona, nijoro ny fikambanana Iza, manentana ny tanora tsy hiroboka amin’ny fidorohana zavamahadomelina. Manampy ireo efa tafiditra amin’izany koa izy...

View Article

Tanora Malagasy: misy 14 taona efa mampiasa DIU 

Amin’ny vehivavy mampiasa fanafody fanabeazana aizana maharitra 12 taona (DIU), misy tovovavy 14 taona ny mpanaraka mitohy raisin’ny Fianakaviana Sambatra sampana Antananarivo an-tanana. Mahatratra 3...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety – “Smatch’in XXL”: tsara toerana ny ekipan’ny DEGS

Niditra tamin’ny andro fahefatra, omaly, ny fifaninanana eo amin’ny taranja basikety “Smatch’in XXL”, hifanandrinan’ireo sekoly ambony, miisa 32. Efa nahitana sahady ireo ekipa misongadina izay lalao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra vehivavy – «Division elite»: mitarika hatrany ny AC Sab-Nam Analamanga

Efa madiva hifarana ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra vehivavy “Division elite”. Hatreto, mbola mitarika hatrany ny AC Sab-Nam Analamanga. Niditra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra any Côte d’Ivoire: «Tsy mbola mijanona aho », hoy i Yaya Touré

Nanao fanambarana, tao anaty tambajotra-tserasera, ny talata lasa teo, ilay mpilalao baolina kitra ivoarianina, Yaya Touré, mikasika ny filazan’ilay “agent” ny, Dimitri Seluk. Ity farany izay,...

View Article
Browsing all 70768 articles
Browse latest View live