![]()
Nitohy ny alatsinainy maraina teo ny hetsika fitiavan-tanindrazana amin’ny alalan’ny fampakarana ny sainam-pirenena teny amin’ny sekoly fanabeazana fototra (Epp) Anosibe. Ny lohahevitra voizana amin’izany dia ny “fanabeazana ho olom-pirenena vanona maneho ny fitiavan-tanindrazana amin’ny alalan’ny fananganan-tsaina”. Nitarika ny lanonana ny Jly Randrianantoandro Guerson James, filohan’ny komity mpanomana ny fankalazana ny faha-59 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny […]