![]()
Tovovavikely iray 16 no niharan’ny fanendahana teny amin’ny faritra 67 ha, ny zoma 22 marsa 2019 lasa teo tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro. Araka ny fitantarany, vehivavy iray no tonga nanatonga azy teo amin’ny fiantsonan’ny taxi-be eo 67 ha ary nangataka io vehivavy io mba haterina eny amin’ny paositra 67 ha noho izy tsy mahita […]