![]()
Natao sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Telma sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika (Mesupres). Voafaritra ao anatin’izany ny hampitomboana ny fanapariahana ny fitaovam-pifandraisana iRenala, ka hametrahana ny fahazoana Wi-fi manerana ny oniversite sy ny ivontoerana fampianarana ambony eto Madagasikara. Nanao sonia ny fifanarahana ny tale jeneralin’ny Telma, Patrick Pisal Hamida, […]