Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Fahaiza-miatrika ny fiovan’ ny toetrandro: hisy fanadihadiana eny anivon’ny valanjavaboary 14

$
0
0
Natomboka omaly ny tetikasa momba ny fanadihadiana hanamafy ny fahaizana miatrika ny fiovan’ny toetrandro eny anivon’ny valanjavaboary 14 eto amintsika, ampahany amin’ireo tantanin’ny Madagascar National Parks (MNP). Tanjon’ny fanadihadiana ny hijery ny harena azo trandrahana ka hisarihana ny mpitsidika ho avy hizaha ny valanjavaboary. Hisy fifanakalozana ihany koa amin’ny vondron’olona ifotony hamantarana ny filan’ny mponina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles