Araka ny vinan’ny MICA « indostria miroborobo eny anivon’ny faritra, antoky ny fifanakalozam-barotra mirindra » dia nanatanteraka fitsidihana tetsy amin’ny Biraon’ny Fenitra eto Madagasikara izay anisan’ny antokon-draharaha eo ambanin’ny fiahian’ny Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra ary ny Asa Tanana anio 14 mey 2019. Niarahan-dRamatoa Minisitra Lantosoa RAKOTOMALALA tamin’ireo mpikambina sasatsasany ao amin’ny kabinetra moa ity fitsidihana […]
↧