Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70662 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Elgeco plus Stadium: handray ny sehon-dry Jerry Marcoss, Dalvis, Arione Joy…

Toerana vaovao, hanampy ireo kianja fialamboly rehefa alatsinain’ny Paska, ny eny amin’ny Elgeco Plus Stadium. Ankoatra ny lalao baolina kitra, handray fampisehoana goavana ny toerana. “Lundi de Pâques...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpizaka Stelarim: haseho ao amin’ny Craam ny « Tomara-kalo »

Hiaka-tsehatra indray ny Mpizaka Stelarim, hitondra ny “Tomara-kalo” ao amin’ny Craam Ankatso, rahampitso amin’ny 2 ora sy 17 mn tolakandro. Hetsika poezia maimaimpoana, iarahana amin’ireo...

View Article


Fakafaka: ny tena malagasy, ny teny malagasy

  Mazava be ange izany e! Malagasy ve tsy hiteny malagasy? Tsia, ny vahiny indray izao no miteny malagasy. Ekena, maka ny fon’ny Malagasy izy ireo satria hanao sarimonina kanefa na izany aza, eo ihany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teny ananona teny

Sary: Fanou

View Article

Fifidianana depiote: ho fahamarinan-toerana politika ny fifandanjan-kery vaovao

Ireo nanohana ny filohan’ny Repoblika tamin’ny fifidianana no mandrafitra ny governemanta amin’izao. Eo koa ireo niara-nandrafitra taminy ny IEM. Lojika politika izay. Hanao ahoana izany amin’izay mety...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

KMF/Cnoe: “Mila fari-pahaizana ny firotsahana ho depiote”

Kandidà tsy miankina no betsaka no ho ny avy amin’ny antoko na vondrona politika. Amin’izany, raha ny fijerin’ny KMF/Cnoe: “Mila fari-pahaizana ny firotsahana ho depiote”. “Be dia be ny manakiana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ramamimampionona Gérard: “Mila fitoniana politika izao”

“Anisan’ny fomba tsara ary efa fanao hatramin’izay, misy an’izay fitoniana politika izay rehefa misy zava-dehibe hatrehin’ny olona, ny mpiara-monina, ny vahoaka. Amin’izao Herinandro masina izao, samy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famokarana herinaratra: tohanana sy hiantohana ny orinasa madinika

Tanjon’ny fitondram-panjakana ny hahazoan’ny 50%-n’ny Malagasy herinaratra amin’ny taona 2023. Mila paikady sy fomba fiasa matotra izany ary anisany ny hanohanana ny orinasa madinika sy salantsalany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanalana ny mponina: namaly ny Collectif Tany ny minisitra Hajo A.

Namoaka fanambarana an-gazety ny fikambanana Collectif Tany, mikasika ny tetikasan’ny fitondram-panjakana amin’ny tsy maintsy hanesorana ny mponina amin’ny toerana maromaro any Antsiranana, any...

View Article


Paositra Malagasy: notombanana ny zava-bita telo volana

Natao ny 11 hatramin’ny 13 avrily teo, teny Mantasoa, ny fihaonamben’ny mpiasan’ny Paositra Malagasy. Teny an-toerana avokoa ny mpikambana ao anatin’ny filankevi-pitantanana, ny foibem-pitantanana ary...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Anor Maevatanàna: tsy fantatra ny fiavian’ny volamena

Manana masoivoho any amin’ny distrikan’i Maevatanàna ny Antokon-draharaha misahana ny volamena (Anor). Anisan’ny andraikiny ny fampanaraham-penitra ny fitrandrahana volamena any an-toerana ka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsipy kanetibe – «Mada 2019»: lasan’ny ekipan’ny Les As ny dingana faharoa

Tontosa, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny dingana faharoa, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, sokajy olon-telo miaraka lehilahy. Norombahin’ny klioba Les As...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fibatana fonjamby: mizotra tsara ny fanazarantena eny By-Pass

Anisan’ireo taranja andrandrain’ny rehetra hahazoan’ny atleta malagasy fandresena maro, amin’ny “Lalaon’ny Nosy”, ny taranja fibatana fonjamby. Raha tsahivina, isan’ny efa nitondra avo ny...

View Article


Fampiharana ny miralenta: tetikasa mitentina 400 000 euros ho an’ny rugby

Nampahafantarina, omaly tetsy amin’ny IFM Analakely, ny fanombohan’ilay tetikasa fampihenana ny tsy fitoviana eo amin’ny lahy sy vavy, amin’ny alalan’ny rugby, mitarika amin’ny fampisondrotana sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Boeny – FDL: nahavitana fotodrafitrasa maro ny 11 tapitrisa euros

Mitentina 11 tapitrisa euros ny azon’ny faritra Boeny tamin’ny Tahirim-bola ho an’ny fampandrosoana ifotony (FDL).  Marobe ny zava-bita tamin’izany, izay notsidihin’ny tale jeneralin’ity tahiry ity, ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpandrindra vaovaon’ny ONN: « Mila tsapan’ny isan-tokantrano ny vokatry ny...

“Tokony ho tsapan’ny isan-tokantrano ny fiantriakan’ny fanjarian-tsakafo”, hoy ny mpandrindra nasionaly vaovaon’ny Ofisim-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo (ONN), ny dokotera Solofonirina Lucie,...

View Article

Hisy orana rahampitso: mbola hafana be ny andro

Mbola hitoetra ny hafanana 30°C eto afovoan-tany mandritra ny hateloana, araka ny fanazavan’ny teknisianina mpamantatra ny toetry ny andro, omaly. 18°C ny maripana ambany indrindra ary hahitana zavona...

View Article


Fandriampahalemana – Fetin’ny Paska: polisy 3 000 mahery no hahetsika,...

Fandriampahalemana – Fetin’ny Paska: polisy 3 000 mahery no hahetsika, ambenana ny trano fiangonana…

View Article

Manifestation à Ankatso: les étudiants durcissent le ton

Manifestation à Ankatso: les étudiants durcissent le ton

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vatomandry: deux visiteurs tués par la foule

La justice populaire a encore fait parler d’elle sur la partie est du pays. Pas plus tard qu’avant-hier, une foule en furie a battu à mort deux jeunes hommes soupçonnés d’être des bandits, sur la...

View Article
Browsing all 70662 articles
Browse latest View live