Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70662

Fanalana ny mponina: namaly ny Collectif Tany ny minisitra Hajo A.

$
0
0
Namoaka fanambarana an-gazety ny fikambanana Collectif Tany, mikasika ny tetikasan’ny fitondram-panjakana amin’ny tsy maintsy hanesorana ny mponina amin’ny toerana maromaro any Antsiranana, any Fianarantsoa, any Toliara ary eto Analamanga. Namaly azy ireo ny minisitra Andrianainarivelo Hajo, amin’ny maha minisitry ny Fanajariana ny tany, ny trano fonenanana sy ny asa vaventy (MATHTP) azy, ny 22 marsa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70662

Trending Articles