![]()
“Tokony ho tsapan’ny isan-tokantrano ny fiantriakan’ny fanjarian-tsakafo”, hoy ny mpandrindra nasionaly vaovaon’ny Ofisim-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo (ONN), ny dokotera Solofonirina Lucie, omaly, nandritra ny fandraisany ny andraikitra teny Anosy. Tanjon’ny asa rehetra amin’ny ho avy ny fahombiazan’ny asa ho fanatsarana ny andavanandron’ny Malagasy rehetra, araka ny nambarany ihany. Nyu 10 avrily lasa teo no voatendry […]