![]()
Mitentina 11 tapitrisa euros ny azon’ny faritra Boeny tamin’ny Tahirim-bola ho an’ny fampandrosoana ifotony (FDL). Marobe ny zava-bita tamin’izany, izay notsidihin’ny tale jeneralin’ity tahiry ity, ny 10 sy ny 11 avrily teo, tany Ampisikina Mahajanga. Tsy inona ireo zava-bita ireo fa trano fianarana ho an’ny CEG miisa 14, lycée iray miaraka amin’ny tranon’ny kilasy mandry […]