![]()
Manana masoivoho any amin’ny distrikan’i Maevatanàna ny Antokon-draharaha misahana ny volamena (Anor). Anisan’ny andraikiny ny fampanaraham-penitra ny fitrandrahana volamena any an-toerana ka voakasik’izany ny kaominina Maevatanàna I sy II, ny kaominina Beanana, ny kaominina Mahazoma, ny kaominina Berivotra 5/5, ny kaominina Andriba ary ny kaominina Antsiafabositra. Tanjona ny hampanaraham-penitra ny sehatry ny fitrandrahana volamena any […]