Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70671

Fifidianana depiote: ho fahamarinan-toerana politika ny fifandanjan-kery vaovao

$
0
0
Ireo nanohana ny filohan’ny Repoblika tamin’ny fifidianana no mandrafitra ny governemanta amin’izao. Eo koa ireo niara-nandrafitra taminy ny IEM. Lojika politika izay. Hanao ahoana izany amin’izay mety ho fifandanjan-kery vaovao avy amin’izao fifidianana solombavambahoaka izao? Mbola lojika politika ihany koa, raha arakaraka ny fifandanjan-kery eny anivon’ny Antenimierampirenena vaovao hijoro eo ny ho firafitry ny governemanta, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70671

Trending Articles