Filoha Rajaonarimampianina : « Efa manomboka manga ny lanitra fa tsy maitso...
Nitsidika ny orinasam-panjakana Fanjarian’ala Ambatondrazaka Moramanga (Fanalamanga) ao Tsirinala Moramanga ny filoha Rajaonarimampianina, ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra ny resaka toekarena,...
View ArticleBadminton : nanokatra ny taom-pilalaovana ny FMBad
Notontosain’ny federasiona malagasin’ny badminton na FMBad tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena, efitrano kely, Mahamasina, ny fifaninanana fanokafana ny taom-pilalaovana 2016 eo amin’ny taranja...
View ArticleOpta – Ramarosaona Fara Bernard – « Ady amin’ny kolikoly: olana ny...
« Olana amin’izao ady amin’ny kolikoly izao ny fitondrana sy ny fitsarana. Nefa avy any aminy ny zava-drehetra… Efa manao antso fanairana foana izahay firaisamonina sivily, ary tsy mitsahatra...
View ArticleKempo – Fiofanana : nanomanana sahady ireo hetsika nasionaly
Niatrika fiofanana, nandritra ny roa andro, ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny dojo “sous-gradin”, ireo mpitsara sy mpanazatra ary mpikatroka eo amin’ny kempo sy MMA (Mixed Martial Art)....
View ArticleBasikety – Coupe du Président : ekipa 12 indray hikatroka amin’ny Play-off
Ekipa 12. Ireo no indray hikatroka amin’ny dingana “Play-off” amin’ny fiadiana ny “Coupe du Président”, taranja basikety, andiany faharoa. Fifaninanana hotanterahina, ny 27 febroary – 6 marsa izao, any...
View ArticleLomano – Mada Jeunes 2016 : nahavita « meilleures performances » i Mamihaja...
Nahitana « meilleures performances » roa ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja lomano, sokajy tanora. Ny iray, tamin’ny alalan’i Mamihaja ary ny iray tamin’ny alalan’Idealy. Niady ny...
View ArticleFederasiona malagasin’ny baolina kitra : efa nampoizina ny “Quitus 100%” avy...
Tsy nahataitra ny mpanara-baovao intsony fa efa nampoizina ny nanomezan’ireo ligim-paritra 22 fitokisana ny mpitantana eo anivon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nahazo “quitus 100%”...
View ArticleSeha-pihariana iray : homen-danja ny fiompiana alika Berger Allemand Lof
Nampahafantatra ny fijoroany, ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny oniversite E-Media eny Tsiadana, ny fikambanana mpiompy alika AMBA (Association malgache de Berger Allemand) tarihin’ny filohany,...
View ArticleBeach Soccer : nomena « ordre du merite sportif” ny mpilalaon’ny Barea
Notoloran’ny fitondram-panjakana, «ordre du merite sportif », ireo mpilalao nandrafitra ny Barea de Madagascar, nahazo ny Can 2015, eo amin’ny taranja beach soccer. Ny minisitry ny paositra sy ny...
View ArticleFidirana amin’ny CGA Antsirabe : tsy ferana ho 200 tapitrisa Ar ny vola...
Natao ny 13 febroary teo ny fivoriamben’ny Ivontoerana fitantanana nahazo alalana, na Centre de gestion agrée (CGA) eto Antsirabe. Nisy fitomboana kely (82) ny mpikambana satria lasa 182 ny taona 2015...
View ArticleAnketa – Toliara mitaky ny fameranana ny lakan-drano ny fokonolona
Nametraka sora-baventy sy naneho ny tsy fahafaliany manoloana ny biraon’ny fokontany ny mponina ao amin’ny fokontany Anketa, ny 20 febroary teo, noho ny fanampenan’ ny ramatoa iray ny lakan-drano...
View ArticleIndray mijery
Hotanterahina ny 9 sy 10 marsa izao etsy amin’ny Carlton Anosy ny Salon des études Internationales amin’ity taona ity. Ho tazana amin’izany ireo oniversite efatra sangany ao Afrika Atsimo. Tanjona ny...
View ArticleAdala mirenireny : loza mitatao amin’ny fiarahamonina
Midaroka tampoka amin’ny hazo, mamelaka teha-maina, misintona ny sakafo eny an-tanàn-jaza, mandona mafy be, mitabataba, mandrora….. Ampahany amin’ny fihetsika ataon’ireo adala mirenireny eto...
View ArticleKitra – Barea de Madagascar : hanatevina ny ekipa teknika i Baovola sy...
Nohatevenina ny ekipa teknikan’ny Barea de Madagascar, mialoha ny hiatrehana ireo fihaonana iraisam-pirenena ambiny. Nantsoina hanampy ireo efa ao anatiny, Augustin Baovola sy Rabesandratana....
View ArticleSZM : nifandray tetsy Mahamasina ireo skoto
Nomarihina omaly tetsy Antsahamanitra ny Andro eran-tany ho an’ny skotisma. Maherin’ny 2.500 ireo skoto zazalahy sy zazavavy ary ankizy avy eto Antananarivo sy ny manodidina tonga nanotrona ny fotoana....
View ArticleCCEsca – Francis Turbo : nahazo ny anjarany avokoa ny tsirairay
Tonga maro ny mpijery ! Liana sy voasariky ny fampisehoana in-droa nisesy notontosain’i Francis Turbo ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny CCEsca Antanimena. Seho nanehoany ankolaka na mivantana ny...
View ArticleFaran’ny herinandro an-tsary
Ny vanim-potoana nipoiran’ny hira no fahiny fa ny fankafizan’ny olona, « ankehitriny ». Nanaporofo izany ny tarika Solika tamin’ny zoma teo. Na ny vahiny aza no nampiditra ny karazan-dihy tahaka...
View ArticleDéveloppement : Hery R. visite Fanalamanga
Le Président de la Ré-publique, Hery Rajaonarimampianina, accompagné de son équipe, a effectué une visite de travail à la société d’Etat Fanalamanga à Moramanga samedi dernier. «L’objectif étant de...
View ArticleFilière bois de rose : mise en place d’un comité technique ad hoc
Après la 66è session de Genève en janvier, l’assainissement de la filière bois de rose ayant obtenu le soutien et la collaboration de l’international s’accélère. Les 15 et 16 février derniers, suite à...
View ArticleInfractions au code de la route : deux permis retirés définitivement
Opérationnelle depuis presque un an, la « Commission de retrait de permis de conduire » intervient afin que le respect du code de la route par les automobilistes circulant dans la capitale soit...
View Article