Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70753 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Du lourd

Mandat. Il est des prises de position qui, en fonction de la personnalité ou de l’organisation qui parle, font tout de suite l’unanimité. D’autres cependant, selon les étiquettes affichées à travers...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teo imason’ny ny minisitra sy ny ambasadaoro : nifanjevo indray ny « gros...

Tsy mbola nahitam-bahaolana. Raikitra indray ny fifanjevoana teo amin’ny mpiasan’ny kaominina, mitokona, sy ny « gros bras », manohana ny ben’ny Tanànan’i Toamasina,  omaly. Niseho izany tamin’ny...

View Article


Voatendry ireo 21 : mety ho Rakotomanana Honoré no filohan’ny...

 Teraka ihany Ambatobevohoka ? Nambaran’ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, omaly alina tamin’ny alalan’ny haino amanjerim-panjakana (RNM/TVM), ny lisitr’ireo loholona 21 notendren’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mihatra ny loza

Loza iray, loza roa, loza tsy mety voafehy fa mamely isan-taona. « Tora-bato avy any an-danitra io », hoy ireo tsy te hisaina lavitra. Ekena fa loza voajanahary tokoa ity mamely mafy ny mponina any...

View Article

Ambatondrazaka : ravan’ny zandary ny tambajotran-jiolahy

 Ravan’ny zandarimaria ao amin’ny borigadin’i Didy Ambatondrazaka, ny 27 janoary 2016 lasa teo ny tambajotran-jiolahy, mpampihorohoro ny vahoaka ao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Didy. Voalaza fa...

View Article


Ambalavao : polisy efa-dahy voalaza fa nitaky vola tamin’olona

Polisin’ny Fip efa-dahy miasa any Ambalavao no anaovan’ny zandary famotorana mikasika ny fanerena olona handoha vola. Olona roa hafa voalaza fa nakan’ireo polisy ireo vola kosa no anaovana famotorana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambatomirahavavy : tratra ireo mpamatsy sy mpivarotra rongony

Saron’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritry ny zandarimaria Ambatomirahavavy, ny alarobia 27 janoary 2015 lasa teo ireo mpamatsy sy mpivarotra rongony amin’iny faritra iny. Araka ny fanazavan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tanambe Amparafaravola : dahalo fito maty voatifitry ny zandary

 Dahalo raindahiny miisa fito indray maty voatifitry ny zandary nandritra ny fifampitifirana tao Tanambe Amparafaravola, ny faran’ny volana janoary lasa teo. Basy mahery vaika Mas 36 iray sy basy vita...

View Article


Fantina sy fintina

Namoaka tolotr’asa hisahana andraikitra eo anivon’ny sampandraharaha sy tale maromaro ny eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni). Tafiditra amin’ny fampidirana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Raharaha andramena » : eto Antananarivo ihany ny foiben’ny fitsarana manokana

Nitondra fanazavana, momba ny hananganana ilay fitsarana manokana hisahana ny ”Raharaha andramena sy voamboana”, ny mpahay lalàna, Rakotomanana Honoré.   « Raha any Antsiranana, Antalaha, Taolagnaro,...

View Article

Loholoan Lilyson : « Efa maro ireo niala amin’ny filoham-pirenena… »

Tsy nitsitsy fitenenana. « Niala amin’ny filoha Rajaonarimampianina, notohanan’ny filoha Rajoelina ny vahoaka. Anisan’ny antony mahatonga izao zava-drehetra tsy mandeha amin’ny laoniny izao izany »,...

View Article

Praiminisitra Ravelonarivo : « Milamina ary tsy manana olana amin’ny filoha...

« Milamina tanteraka ny fifandraisanay sy ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina. Tsaho ny filazana fa tsy mifankahazo izany izahay. Tsy mitombina izany », hoy ny  Praiminisitra Ravelonarivo Jean,...

View Article

An-kitsim-po : nametraka hafatra i Ban Ki-moon

Atahorana hamely mafy firenena maro aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika ny mosary vokatry ny toetr’andro “El Nino”. Anisan’ireo firenena ireo i Madagasikara, araka ny tatitra navoaka nandritra ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Radanoara Julien : « Handalo kihon-dalana isika »

  tokony hohararaotina. « Handalo kihon-dalana sy fanapahan-kevitra lehibe eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena isika amin’izao handraisana ny fihaonana an-tampony indroa miantoana : Comesa hatao ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Boeny : nanaovana fivoriana manokana ny halatr’omby

Nanao fivoriana, ny 29 janoary teo, ny tompon’andraiki-panjakana samihafa, ao amin’ny faritra Boeny ho fanatsarana ny fomba fiasa ao anatin’ny làlam-pihariana omby. Nambara tamin’izany fa tokony hihena...

View Article


Eran-tany

Mivarahontsana ny any Nizeria ankehitriny noho ny fitotongan’ny vidin-tsolika. I Nizeria izay mpamokatra solika voalohany aty Afrika. Mihalafo ny rehetra : hofan-trano, sakafo … niakatra avokoa afa-tsy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy misy ny famoronan-karena : mihena ny vola miasa eo anivon’ny Banky Foibe

Nihaona tamin’ny lehiben’ny faritra Boeny, Saïd Ahamad Jaffar, tao Mahajanga, ny governoran’ny Banky Foiben’i Madagasikara, Rasolofondraibe Alain Hérvé, ny 28 janoary teo. Nampahafantarin’ny governora...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tontolon’ny asa : 80,5 % amin’ireo miasa, mbola manao asa hafa

 Raha ny antontanisa farany (2013) navoakan’ny Instat, 400.000, 500.000 isan-taona ny tanora nahavita fianarana tonga eo amin’ny tsenan’ny asa. Betsaka ny vehivavy noho ny lehilahy. Mitombo tsy tapaka...

View Article

BFV-SG : nankasitrahana ny mpiasa 65

Natao teny Andoharanofotsy, ny 30 janoary teo ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao, ao amin’ny banky BFV-SG. Notanterahina tamin’io fotoana io koa, ny fanomezana mari-boninahitra ny mpiasa...

View Article

Tsy fanajana ny lalàna : tsy hahasarika ny mpampiasa vola i Madagasikara

 Fepetra sy singa jeren’ny vondrona iraisam-pirenena ny fisian’ny fanjakana tan-dalàna na tsia ao amin’ny firenena iray. Sarotra ny inoana ny fisian’io eto Madagasikara, raha ny tranga sy ny zava-misy...

View Article
Browsing all 70753 articles
Browse latest View live