Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70582 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Isalo raid: la 11e édition se singularise

Le parc national de l’Isalo a une fois encore brillé de mille feux samedi dernier avec l’ultra trail «Isalo Raid», le rendez-vous annuel des amoureux du «Colorado malgache». Juste après la grande...

View Article


Nosy Bé: rénovation de l’aéroport de Fascène

Après la phase préparatoire, consacrée notamment au bouclage du financement, les travaux de construction et de rénovation vont commencer à l’aéroport international de Nosy Be-Fascène. Les travaux de...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Poa-basy indroa miantoana: andrasana ny “autopsie” momba an-dRakotoarivelo Mamy

Miandry ny fanazavana avy amin’ny polisy ny amin’ny antony nahafaty an-dRakotoarivelo Mamy ny rehetra. Namono tena sa nisy namono? Hatreto, ilay mpiasa vavy aloha no notazonina nalaina am-bavany,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Anjomakely: fivarotam-panafody notafihina enin-dahy nirongo basy

Notafihina jiolahy enina, tsy misaron-tava nitondra PA iray ary fitaovam-piadiana hafa ny toeram-pivarotam-panafody iray, eny Anjomakely, ny zoma teo tamin’ny 6 ora hariva. Niditra an-keriny tao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanafihana RN7: tsy maintsy mandeha miaraka ny taksiborosy

Tapaka nandritra ny fivorian’ny kaoperativam-pitaterana sy ny mpitandro filaminana, fa tsy maintsy mandeha miaraka ny taksiborosy mandeha amin’iny lalana iny, mba ho fisorohana ny fanafihana. “Ireo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andrianainarivelo Hajo: « Tsy raharahan’olombitsy ny fitantanana firenena…. »

Nitondra ny heviny momba ny fiainam-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo. “Tokony handraisan’ny rehetra anjara ny fampandrosoana  ny firenena fa tsy...

View Article

Handalo eny Tsimbazaza ny nofo mangatsiakan-dRakotoarivelo Mamy

Halevina, anio, eny Talata Volonondry Rakotoarivelo Mamy. Mialoha izany, hoentina handalo eny amin’ny lapan’ny Tsimbazaza, amin’ny efa nitanany ny filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita (CT). Hatao veloma...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

10 taona aty aoriana: vao mainka lafatra ny « Tanà in love »

Na efa ela tsy hita aza ny « Tanà in love », mbola voatazona ny maha izy azy ity hetsika iray ity. Mihoatra izany aza, satria be ny fanatsarana nentin’ny mpikarakara sy ireo mpanakanto nanafana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sômaroho teto Antananarivo: nankafizin’ny mpijery ireo vahiny

Nahazo tombony ny teto Antananarivo. Hanomboka amin’ny alarobia izao, any Nosy-Be, ny « Festival Sômaroho », saingy efa nahazo tsirony amin’izany sahady ny mponina eto an-dRenivohitra. Endrik’izay...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ben’ny Tanàna, Ratsiraka Elysée: “Fialonana seza mba ho PDS no itoriana ahy”

Nivoaka tamin’ ny fanginany ny ben’ ny Tanànan’i Toamasina, Ratsiraka Elysée. Nambarany fa resaka fialonana no ao ambadiky ny fitoriana azy. Nitondrany fanazavana avokoa ireo iahiahiana azy.  “Resaka...

View Article

P. Tsarahame Edoaurd: « Demokrasian-jiolahy ny eto »

 » Ny zava-manahirana sy mampieritreritra: toy ny hoe demokrasiana jiolahy no misy eto. Satria tsy mangataka alalana sady afa-manao fihetsiketsehana ny jiolahy, tsy misy mpanakana. », hoy  ny pasitera...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kandidà ho filohan’ny Fizafato: hifampitana i Maharante sy i Berkley

Kandidà ofisialy. “Ambaranay fa kandidà hofidina ho filohan’ny Fikambanan’ny zanaky ny faritanin’i Toliara i Maharante Jean de Dieu sy Andriamanarivo Berkley, rehefa tapitra ny fe-potoana farany sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby – «Comité ad’hoc Analamanga»: nahazo fandresena voalohany ny JSTA...

Na teo aza ny haratsian’ny toetr’andro, tontosa ihany ny andro fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja rugby. Anisan’ny ekipa nahazo fandresena ny JSTA Ambondrona, izay nanilika...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra: Fihaonana amin’i Angola Hosoloina an’i Kandy i Leda, eo amin’ny tsatoby

Araka ny vaovao voaray, tsy afaka hiatrika ny lalao mandroso hikatrohana amin’i Angola, i Leda, mpiandry tsatobin’ny Barea de Madagascar. Fihaonana hatao etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, ny alahady...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety Analamanga: nampiseho ny traikefany ireo «vétérans»

Tontosa, omaly alahady, tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja basikety. Nahavory mpijery betsaka izany fihaonana izany. Nandray anjara...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

«International Champions Cup»: resin’ny Barcelone ny Real de Madrid

Norombahin’ny FC Barcelone ny «International champions cup», eo amin’ny taranja baolina kitra. Resiny teo amin’izany fihaonana izany, tamin’ny isa 3 no ho 2, ny Real de Madrid. Lalao natao tao amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jirama Toamasina: “Mila fitaizana ny vahoaka”, hoy ny talem-paritra

Nambaran’ny talem-paritry ny Jirama fa ny mpanjifa ihany no manimba ireny fotodrafitrasa ireny. Misy koa ny paikady manokana hiadiana amin’ny halatra herinjiro sy rano an-tsokosoko. Naneho hevitra ny...

View Article


Ambatovy-Medair: 30.000 dolara hiatrehana ny loza voajanahary

Vita sonia ny 27 jolay teo ny fifanarahana teo amin’ny fikambanana soisa, ny ONG Medair sy ny tetikasa Ambatovy, misolo tena ireo tompon’ny petra-bola ao aminy, ny Sumitomo  Corporation, ny Korea...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Startimes: maimaimpoana ny St Novela F Plus sy St Kung Fu Plus

Vaovao lehibe amin’izao fialantsasatra izao! Manomboka anio hatramin’ny 13 aogositra, tafiditra maimaimpoana ho an’ireo mpanjifa Startimes indray ny St Novela Plus sy ny St Kung Fu Plus. Tsy...

View Article

Nisava ny orana eto Antananarivo: hamirifiry 6° sy 7°C mandritra ny roa andro

Lasa ny orana, hiverina indray ny  hatsiaka eto an-dRenivohitra rahampitso sy ny alarobia tontolo andro. Ho maina ny andro eto Antananarivo anio, hanjaka ny zavona vao maraina. 10°c ny maripana ny...

View Article
Browsing all 70582 articles
Browse latest View live