Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70482

Ben’ny Tanàna, Ratsiraka Elysée: “Fialonana seza mba ho PDS no itoriana ahy”

$
0
0
Nivoaka tamin’ ny fanginany ny ben’ ny Tanànan’i Toamasina, Ratsiraka Elysée. Nambarany fa resaka fialonana no ao ambadiky ny fitoriana azy. Nitondrany fanazavana avokoa ireo iahiahiana azy.  “Resaka fialonana toerana no betsaka amin’ny fitoriana ahy, satria efa nanao grevy ny filohan’ny filankevitra, Solofo Ginot, mba hanalana ny ben’ ny Tanàna ka mba hatao PDS izy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70482

Trending Articles