![]()
Na teo aza ny haratsian’ny toetr’andro, tontosa ihany ny andro fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja rugby. Anisan’ny ekipa nahazo fandresena ny JSTA Ambondrona, izay nanilika ny XV Avenir. Vita avokoa ireo lalao efatra, voalahatra tao anatin’ny andro fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja rugby, karakarain’ny “comité ad’hoc”. Fihaonana, natao, omaly alahady, teny […]