Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70591

Andrianainarivelo Hajo: « Tsy raharahan’olombitsy ny fitantanana firenena…. »

$
0
0
Nitondra ny heviny momba ny fiainam-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo. “Tokony handraisan’ny rehetra anjara ny fampandrosoana  ny firenena fa tsy fitantanana ho an’olombitsy. Manana zo sy andraikitra mandray anjara amin’ izany fampandehanana ny firenena izany ny rehetra. Matetika kononkononina any  rehefa misy fivoriana. Tsy gaga isika raha 20 taona aty aoriana, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70591

Trending Articles