Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70598

Startimes: maimaimpoana ny St Novela F Plus sy St Kung Fu Plus

$
0
0
Vaovao lehibe amin’izao fialantsasatra izao! Manomboka anio hatramin’ny 13 aogositra, tafiditra maimaimpoana ho an’ireo mpanjifa Startimes indray ny St Novela Plus sy ny St Kung Fu Plus. Tsy vitan’izay, mbola maimaimpoana koa izany ho an’ireo izay mampiasa “décodeur rehetra, na Canal Plus, Blueline, na ireo amidy isan-karazany eny an-tsena eny izany. Ahoana ny fomba hahazoana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70598