Niova loko… : hiverina ry Mika sy Davis
Mika sy Davis amin’ny endriny vaovao. Raha toa ka izy roa lahy mihira ary ny mpitendry kosa ny tao afara hatramin’izay, niova endrika ny tarika amin’izao fotoana izao. Lasa efatra mirahalahy izy ireo...
View ArticleHetsika ara-kolontsaina : hamoaka mpitantana ny Bel Avenir
Tsy ny lafiny sosialy ihany no iasan’ny fikambanana tsy miankina, Bel Avenir any Toliara. Manohana ny sehatry ny kolontsaina ihany koa izy. Porofon’izany, mamolavola mpitantana hetsika ara-kolontsaina...
View ArticleTanora tsy tara – Amin’ny sehatra maro : zava-dehibe ny fananana fahaleovantena
Tombony ho an’ny tanora iray ny fananany fahaleovantena. Hitarafan’ny fiarahamonina ny fahendrena sy ny lentan’ny fomba fisainana ny fananana io toetra io. Tsy voatery rehefa miasa vao hanana ny...
View ArticleMirongatra ny tazo any Ankazoabo : 2 maty, 20 isan’andro ireo marary
Nahafaty olona roa tao anatin’ny efa-bolana (janoary-avrily), ny aretina tazomoka tany amin’ny distrikan’Ankazoabo. Marary 20 isan’andro no voatily fa mararin’ity aretina ity any an-toerana. Fantatra...
View ArticleFakobe etsy sy eroa : raikiitra ny fanenjehana voalavo
Mitobaka ny fako eto Antananarivo. Tsy takona afenina izany fa iarahan’ny rehetra mahita. Omaly, nanao tatitra ny Institut Pasteur de Madagascar (IPM) etsy Avaradoha fa anisan’ny toerana ahitana ny...
View ArticleAndron’ny asa : ifanotofan’ny tanora ny tolotrasan’ny Orange
Miditra amin’ny andro faharoa, sady farany anio ny Andron’ny asa sy fanofanana atao etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina. Anisan’ny miavaka ny tranohevan’ny orinasa...
View ArticleVakinankaratra : tsy misy fotodrafitrasa manjary ao Betafo
Anisan’ireo kaominina ambonivohitra zandriny indrindra ny tanànan’i Betafo, faritra Vakinankaratra. Navadika ho kaominina ambonivohitra izy io tamin’ny andron’ny Tetezamita. Ny mampalahelo anefa...
View ArticleAtsimo Andrefana : be mpiandry ny vokatra tongolo sy hasy
Kaominina ampolony ahitana karazam-bokatra maro manamorona ny lalam-pirenena faha-9, avy any Toliara miampita eo Bevoay mandalo any Manja mivoaka any Morondava ; toy izany koa ny lalam-pirenena...
View Article«Ligue des champions» : tsy hilalao i Benzema
Marary ny lohalika havanan’i Karim Benzema, lohalaharan’ny Real de Madrid. Noho izany, tsy afaka hilalao izy anio, eo amin’ny lalao ampahefa-dalana miverina, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa...
View ArticleHery Be : “Taranja mety amin’ny Malagasy ny beach soccer”
Anisan’ireo olona efa nilalao beach soccer Rabearisoa Herimanitra (Hery Be), mpanazatra ny Cnaps Sport. Aminy, taranja efa manana ny toerany sy afaka mivoatra tsara ny beach soccer eto Madagasikara....
View ArticleProgramme « Sankoré » : une formation de 30 heures pour le personnel
Le programme de classes numériques « Sankoré » continue. Il s’agit de la création de ressources pédagogiques. L’année dernière, on a procédé à l’installation de 518 Tableaux numériques interactifs...
View ArticleUniversité d’Ankatso : la manifestation estudiantine prend de l’ampleur
La manifestation estudiantine à l’université d’Ankatso prend une autre tournure hier, du fait qu’elle ne s’arrête plus au niveau de la faculté de médecine. Des étudiants de l’Ecole Supérieure en...
View ArticleViolence conjugale : une à dix plaintes quotidiennes
Le réseau Tihava apporte une assistance aux femmes victimes de la violence conjugale. Chaque jour, il reçoit une à dix plaintes. Une conférence-débat placée sous le thème « l’enjeu de la conciliation...
View ArticleRéduction des pertes des crabes : campagne de démonstration
Le taux cumulé de mortalité des crabes, depuis le transport après capture, puis du stockage jusqu’à la commercialisation, se situait en moyenne autour de 32 %, et pouvait monter jusqu’à 40-50% durant...
View ArticleAffaire Ravalomanana : la FJKM piégée
Lundi dernier, le bureau national de l’Eglise FJKM a répondu favorablement à l’appel de Marc Ravalomanana en demandant au président de la République, Hery Rajaonarimampianina, de lui rendre une...
View ArticleHVM aux communales : Hery Rafalimanana, candidat ?
Le parti présidentiel, HVM, manque à l’évidence de personnalité crédible pour en faire un candidat à la course à la mairie de la capitale. Le cas échéant, sa candidature aurait été annoncée depuis...
View ArticleAssise nationale : priorisation de l’affluence
Le Conseil des Eglises chrétiennes (FFKM) instaure trois lieux d’inscription dans la capitale pour ceux qui veulent participer à l’assise nationale (le siège du Sénat, à Vohipiraisana Ambohijatovo au...
View ArticleNorme EITI : besoin d’adaptation aux priorités nationales
L’Initiative pour la transparence des industries extractives (EITI) international a présenté, hier à l’Hôtel Ibis Ankorondrano, une étude sur « la transparence de la gestion des permis miniers » menée...
View ArticleJournée de l’emploi et de la formation : deux jours d’opportunnités pour les...
1 000 offres d’emploi disponibles attendent les jeunes malgaches dans le cadre de la Journée de l’emploi et de la formation qui a ouvert ses portes, hier, au Palais des sports et de la culture de...
View ArticleFitadiavana asa : tsy ny mari-pahaizana no olana
Tolotr’asa mihoatry ny arivo no haroso mandritra ny roa andro ao amin’ny « Salon de l’emploi et de la formation », ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantenan’i Mahamasina nanomboka omaly. Hetsika...
View Article