Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70616 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Star Tour » Mahajanga: tafaraka ny fialantsasatra sy ny fialamboly ary ny...

Lanonam-pianakaviana, satria, samy nahazo ny anjarany ny rehetra. Nahazo tombony manokana ireo mpankafy an’ireo mpanakanto nalahatra tao anatin’ny « Star Tour » Mahajanga andiany faharoa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antsahamanitra: nanolotra ny « lafatra » ny tarika Mage4

Vao ny 22 avrily teo no nanao fampisehoana, tsy hay hadinoina, ny tarika Mage4, teto an-dRenivohitra. Efa-bolana aty aoriana, vao mainka « natsiro » ny fihaonany tamin’ny mpankafy, tetsy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faran’ny herinandro an-tsary

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ceni: « Misy fiantraikany ratsy ny fanakatonana ny lisi-pifidianana »

Nitondra fanazavana. Namaly ny ahiahin’ny maro momba ny fifidianana sy ny lisi-pifidianana ny eo anivon’ny Ceni. Eo koa ny molba ny  ho fiatrehana ny voka-pifidianana . « Roa lehibe ny olana manodidina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antenimierampirenena: tsy mihevitra hametra-pialana ny kandidà R. Jean Max

Ny zava-misy ankehitriny ny firotsahan’ny filohan’ny Antenimierampirenena sy ny hoe: inona ny fepetra tokony horaisina raha miseho ny tranga toy izany? » Izay ny nambaran’ny filohan’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hiofana ny mpiasan’ny minisiteran’ny jono

Fanovozana traikefa hitondra vokatra tsaratsara kokoa. Hiofana haka traikefa sy hifampizara momba ny fahaiza-manao ny mpiasa avy amin’ny sampanasa eo anivon’ny minisiteran’ny Jono sy ny harena...

View Article

Fantina  sy fintina

Kandidà Imbeh Serge : « Midika  ho fahafahana sy Fahaleovantena ny laharana  faha-26 ao amin’ny bileta tokana sy ny afisy amin’ny fiatrehana  ny fifidianana », hoy  ny  kandidà Imbeh Serge raha naneho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – «Telma coupe de Mada»: ekipan’Analamanga telo hiatrika ny manasa-dalana

Fantatra avokoa ireo ekipa efatra hiatrika ny manasa-dalana, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma coupe de Madagascar”, taranja baolina kitra. Nahatafita ekipa telo, ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra any Frantsa: nifindra ao amin’ny Clermont FC i Faneva

Niala tao amin’ny Le Havre, Andriantsima Faneva Ima, kapitenin’ny Barea de Madagascar ary nifindra ao amin’ny Clermont Foot 63. Notontosaina omaly alahady ny fifanarahan’ny roa tonta, haharitra...

View Article


HITSY TORAKA: mibaiko foana !

Toe-tsaina mampalahelo, eo amin’ny taranja iraisana eto Madagasikara ny tsy fananan’ny mpanazatra ny toerana tena misy azy fa mbola voabaiko. Tsikaritra amin’ireo klioba vaventy, eo amin’ny baolina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Volley-ball – «Analamanga 2018»: tompondaka ny Bi’As sy ny GNVB

Nifarana tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny asabotsy 25 sy omaly alahady 26 aogositra, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja volley-ball. Norombahin’ny ekipan’ny Bi’As,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rallye du Boeny: norombahin’i Tahina sy i Baovola ny fandresena

Tontosa  ny asabotsy lasa teo, tany Mahajanga ny dingana fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, eo amin’ny famoriana fiarakodia «rallye du Boeny 2018». Voalohany, i Tahina sy i...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety – «Mada U14»: nanao pao-droa Analamanga

Nifarana omaly alahady, tany amin’ny kianja mitafo Nosy-Be ville, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara  eo amin’ny taranja basikety ho an’ny sokajy zandriny U14 sy ny “veteran”, lahy sy vavy....

View Article


Fahasalamana: nampitaovana ny CSB mendrika

Natolotry ny solontenan’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana misahana ny fahasalamana (OMS), i Charlotte Ndyae, ho an’ny filoha mivady teny amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mozika tropikaly: namoaka ny « Iha namako avao » i Black Nadia

“Izaho tsy tia manao zavatra kitoatoa izany. Mandalina tsara mihitsy aho vao mamoaka zavatra iray. Aleoko mihitsy aloha naka bahana. Ankehitriny, masaka ny nahandro, atolotra ny mpankafy ahy rehetra”,...

View Article


Indray mijery

8525 ny isan’ny mpiadina handray anjara amin’ny fanadinam-panjakana Brevet d’études professionnelles (BEP), manomboka anio ka haharitra hefarana. 70 ny fiobem-panadinana handray ireo mpiadina manerana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambositra: nivoaka ny Tanora mpandraharaha amin’ny fambolena miisa 28

Fanoitra ho an’ny fampandrosoana ny tanora. Mampiofana tanora mpandraharaha ny tetikasa Projermo miara-miombon’antoka amin’ny sekoly Ista. Misehatra amin’ny fambolena sy ny tontolo ambanivohitra ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambohitrantsingy Antsiranana: efa-dahy tratra tanaty faritra arovana

Nahitam-bokany ny fisafoana nataon’ny mpikambana ao anatin’ny Vondrona olona ifotony (VOI) sy ny fikambanana miaro ny tontolo iainana tany amin’ny faritra arovana (AP) any Ambohitrantsingy Montagne des...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hiasa avy hatrany: tanora 27 nivoaka tamin’ny Orange school

Natolotra teny Ankorondrano ny taratasy fanamarinana fa nahavita fiofanana teny anivon’ny Orange School, ny herinandro lasa teo, ny mpianatra tanora 27 avy amin’ny andiany faha-33 sy faha-34. Telo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Boriborintany I: nankasitrahana ireo mpanadio tanàna

Nanatanteraka sakafom-piraisana niaraka amin’ireo fikambanana mpitantana fotodrafitrasa eny anivon’ireo fokontany 44 ny ekipan’ny boriborintanyvoalohany, omaly. Natao izany ho fankasitrahana ireo...

View Article
Browsing all 70616 articles
Browse latest View live