Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70593

« Star Tour » Mahajanga: tafaraka ny fialantsasatra sy ny fialamboly ary ny fampisehoana

$
0
0
Lanonam-pianakaviana, satria, samy nahazo ny anjarany ny rehetra. Nahazo tombony manokana ireo mpankafy an’ireo mpanakanto nalahatra tao anatin’ny « Star Tour » Mahajanga andiany faharoa Ambohipihaonana i Mahajanga… Tafaraka ireo mpiala sasatra avy amin’ny faritra maro, sy ireo tompon-tany efa niandry ny “Star Tour” andiany faharoa. Vao tolaka ny andro, manomboka mihazo ny « bord » ny fianakaviana, mamonjy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70593

Trending Articles