![]()
Vao ny 22 avrily teo no nanao fampisehoana, tsy hay hadinoina, ny tarika Mage4, teto an-dRenivohitra. Efa-bolana aty aoriana, vao mainka « natsiro » ny fihaonany tamin’ny mpankafy, tetsy Antsahamanitra. Notontosaina omaly tolakandro, araka ny fotoana efa nampanantenaina, ny seho goavana faharoa an’ny tarika Mage4, teto an-dRenivohitra, tamin’ity taona ity. Tsy mitsaha-miakatra ny fankafizan’ny olona, indrindra ny […]