Toe-tsaina mampalahelo, eo amin’ny taranja iraisana eto Madagasikara ny tsy fananan’ny mpanazatra ny toerana tena misy azy fa mbola voabaiko. Tsikaritra amin’ireo klioba vaventy, eo amin’ny baolina kitra mantsy fa mibaiko sy mandidy ny mpanazatra ireo tompon’ny ekipa. Hita izany, mialoha sy mandritra ary aorian’ny fihaonana. Vao hanomboka ny lalao, tsy maintsy hampahafantarina ny mpandoa […]
↧