Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70793 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Article 8

Fiaraha-miasa amin’ny any ivelany Hiofana any Inde ny parlemantera tanora   Nandray ny ambasadaoron’i Inde, Subir Dutta, teny Tsimbazaza, omaly, ny filohan’ny Antenimierampirenena, Rakotomamonjy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Praiminisitra Mahafaly S. : « Jerena ifotony ny olana »

Nitondra fanazavana momba ny komitin’ny telo tonta, momba ny fitakian’ny Sendikàn’ny mpitsara (SMM) ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana. “Mitady vahaolana hatrany amin’ny tranga miseho teto...

View Article


Misaona ny Ekar: nodimandry ny Mgr Pierre Zevaco

Nodimandry, omaly, teo amin’ny faha-92 taony ny evekan’ny diosezin’i Taolagnaro teo aloha, ny Mgr Jean-Pierre-Dominique Zevaco. Andrasana ao amin’ny tranon’ny misionera lazarista Tanantsoa ao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Raharahan’antoko sy fitantanana firenena: notebahin-dRaveloson Constant ny...

Tsy nitsitsy fitenenana. Nitondra valin-kafatra manoloana ireo fanehoan-kevitra nahazo laka tato ho ato Raveloson Constant. Voatsikera ambony ambany ny fitondrana sy ny mpitarika ny HVM. Tsy niolaka fa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Akademia malagasy: tapitra ny taom-piasana 2016-2017

Fikarohana, fanehoana voka-pikarohana, sns ! Hotanterahina ny asabotsy 29 jolay izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina, ny lanonam-pamaranana ny taom-piasan’ny Akademia 2016-2017. Tafiditra ao...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Imprimer la lumière »: haneho ny tara-batan’ny vehivavy

Hafa kely sy tsy fahita firy! Taorian’ny fampirantiana « Langage du corps » notontosaina tany amin’ny taona 2015, hanatanteraka ny « Imprimer la lumière » i Tolotra Ramboasolo. Ny taratra hazavana avy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra: hilalao ao amin’ny Ste Marie La Réunion i Ando Pro

Tontosa soa aman-tsara ny fifanarahana eo amin’i Manoelantsoa Ando (Pro) sy ny klioban’ny US Ste Marienne, La Réunion. Herintaona azo havaozina ny hilalaovany ao amin’io ekipa io. Vita, omaly, ny...

View Article

“Lalao Frankofonia”: Niampy iray ny medaly

Medaly roa no azon’ny delegasiona Malagasy; hatreto, eo amin’ny “Lalao Frankofonia”, tanterahina any Abidjan. Ankoatra ny medaly volafotsy norombahin’i Emma, teo amin’ny lutte”, nahazo ny anjarany koa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Basket-ball virtuel”: 105 ireo mpifaninana

Nanomboka, omaly, tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja basikety lalaovina amin’ny solosaina na “virtuel”. Fahombiazana avy hatrany no azo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

MFB: accueil officiel de la nouvelle ministre

Vonintsalama Andriambololona, la nouvelle ministre des Finances et du budget fraîchement nommée, a été reçue officiellement, hier, à Antaninarenina par la famille du ministère. Dans son allocution, la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vonoan’ olona tany Brickaville: tovolahy tsy ampy taona voaheloka roa taona...

Hentitra ny fitsarana na nisy karazana famindram-po ihany aza, tamin’ny didy navoakany ho an’ity tovolahikely voampanga ho namono olona. Voaheloka roa taona an-tranomaizina sazy mihatra izy io....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Port Berger: taksiborosy nifandona, nahafaty olona roa

Taksiborosy roa, fiara karandalina sy Mazda iray, nifandona tany Port Berger, omaly hariva, ka nahafatesana olona roa. Olona maro hafa ihany koa naratra vokatr’izany tao amin’ity fiara kely. Mbola...

View Article

Antsalova: trano miisa sivy indray nodoran’ny dahalo

Mirongatra izaitsizy ny asan-dahalo ao Mahatsinjo, kaominina Bemaraha Atsinanana na Tsiandro distrik’Antsalova. Raha ny zava-nitranga tany an-toerana afakomaly, nodoran’ny andian-dahalo nandritra ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Bongolava: olona roa matin’ny dahalo

Olona roa indray maty voatifitry ny dahalo nandritra ny fanafihan-dahalo tao Fierenena afakomaly. Lasan’ireo dahalo nandritra ny fanafihana ny omby miisa 50 teo ho eo. Mitaraina ny mponina fa tao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nametraka taratasy fangataham-pamelana izy ireo: naverin-dry zalahy ilay...

Tena niova fo sa tsy nahita mpividy ? Naverin’ireo  mpangalatra omaly vao maraina ny lakolosin’ny fiangonana iray ao Morombe faritra Atsimo Andrefana, very efa ho herintaona lasa izay. Araka ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nolavina ny fangatahan’ny Tim: nakaton’ny prefet i Mahamasina.

Efa nampoizina. Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny prefektiora, omaly, fa tsy azon’ny Tim hatao ny manao hetsika hankalazana ny faha-15 taony etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, ny asabotsy izao....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanampian’ny Banky iraisam-pirenena (CPP)*: 50 % fanomezana, 50 % trosa tsy...

Nampahafantarina, omaly, ny fankatoavan’ny filankevi-pitantanan’ny Banky iraisam-pirenena ny fiaraha-miasa vaovao eo amin’i Madagasikara sy ity mpamatsy vola ity (CPP). Nanatrika ny fotoana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitantanam-bola sy tetibola: “Hotohizana ireo fanavaozana maro”, hoy ny...

Noraisin’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fitantanam-bola sy ny tetibola, omaly, ny minisitra vaovao, ramatoa Andriambololona Vonintsalama Sehenosoa. Am-pihavanana izany fihaonana izany, satria tsy hafa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

AVG: niakatra fitsarana ny mpandrindra teo aloha

Niakatra fitsarana ny talata 25 jolay teo, ny mpandrindra nasionaly teo aloha ny fikambanana Alliance voahary gasy (AVG), Ralamboson Andriamanga Andry. Raharaha iray amin’ireo efatra iampangana azy io...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hifarana amin’ny fanatanjahantena ambava: hanomboka ny alatsinainy ny...

Hifarana, anio, ny fanadinana bakalorea amin’ny taranja adina am-bava amin’ny taranja fanatanjahantena ho an’ireo tsy nanatrika ny « pratique » noho ny antony manokana. Navondrona eny amin’ny...

View Article
Browsing all 70793 articles
Browse latest View live