Fampianarana ambony: nahazo ny certificat EDAF ny Iscam
Taorian’ny fanarahan’ny sekoly ambony momba ny varotra sy ny fitantanana Iscam fandaharanasa ahitana tantsoroka ho an’ny ivontoeram-pampianarana EDAF, nahazo ny certificat EDAF manamarina izany ny...
View ArticleManameloka ny herisetra ny minisitera : nisy namono ny infirmier ao amin’ny...
Maromaro ireo mpiasan’ny fahasalamana niharan’ny herisetra niafara amin’ny fahafatesana. Tranga farany ny famonoana ny infirmier Razafintsalama Jean Marie, mpiasa ao amin’ny CHU Tanambao, ny...
View ArticleAndrianainarivelo Hajo: « Mahantra noho ny fitiavan-tenan’ny mpitondra ny...
Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo. Anisan’ny nambarany ny momba ireny fotodrafitrasa samihafa ireny sy ny...
View ArticleFanomezam-boninahitra: tsy voahaja ny fisaonana ho an’i Régis Gizavo…
Mitohy ny tandrametaka sy ny kitoatoan’ny fitondrana. Maro ireo birao na tranom-panjakana ahitana ny sainam-pirenena, tsy nanaraka ny fisaonam-pirenena nambaran’ny fanjakana fa tokony hatao, omaly noho...
View ArticleNotoloran’ny faritra moto ny zandary
Nahazo moto miisa fito avy amin’ny faritra Analamanga ny fari-piadidian’ny zandary Antananarivo. Natokana ho an’ireo distrika manodidina an’Antananarivo izany… « Tafiditra amin’ny fanatsarana ny...
View ArticleFanapahan-kevitra hafahafa: teny malagasy, hoenti-mampianatra hatreo amin’ny...
Nisy nihaino ihany ireo hevitra natsipy tetsy sy teroa ! Aoka mba ho amin’ny teny malagasy ny teny hoenti-mampianatra ny zaza malagasy. Nivoaka tamina fampahalalam-baovao maro fa hatreo amin’ny taona...
View ArticleTantara, kolontsaina, vakoka: entanina hahafantatra an’Analamanga ny lehibe
Manomana tetikasa hoenti-mampahafantatra bebe kokoa ny faritra Analamanga, ny tantara, ny kolontsaina ary ireo vakoka marobe ao aminy ny Ofisim-paritry ny fizahantany (Ortana), mandritra ity...
View Article« Je brûle encore »: mitatitra ny fivaivain’ny fiainana any atsimo
Nivoaka ny boky mitondra ny lohateny hoe « Je brûle encore », nosoratan’ilay mpanoratra mitondra ny anarana hoe Ben Arès, teratany frantsay, saingy monina any Toliara efa ho maherin’ny folo taona izao....
View ArticleAo anatin’ny Randrantelo ihany: “Tanteraka ny fikasako handeha irery”, hoy i...
Randrianarivo Fara no tena anarany. Noho ny fisian’ny Fara roa tao amin’ny tarika Randrantelo, lasa raiki-tampisaka ny hoe Farakely. Sary miraikitra amin’izay anarana izay koa ilay feo feno angola…...
View Article“Smile Party”: hanjaka ny feo sy ny jiro
“Smile Party”, fotoana ifanomezan’ireo tanora, isaky ny vita fanadinana bac. “Smile Party”, hetsika mitondra fivoarana hatrany, isan-taona. Fanamby goavana indray no hapetraky ny “RDJ’s Team” amin’ity...
View ArticleLasa any Taolagnaro: mifampizara traikefa ny Vezo mpanjono
Niainga tany Manambolo sy Tsiribihina, atsimo andrefan’i Madagasikara, ireo mpitantana ala honko, Vezo mpanjono miisa 12, ny 17 jolay teo, nihazo an’i Taolagnaro. Anton-dian’ireo mpanjono ireo ny...
View ArticleVaovao tambatra
Tany Maevatanàna indray ny fiofanana niarahan’ny Cnaps sy ny ministeran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana. Tafiditra tao anatin’ny lahadinika ny fikarohana vahaolana ho an’ny kaominina amin’ny tsy...
View ArticleBaolina kitra: nahazo 1 tapitrisa Ar avy ny mpilalaon’ny Barea
Nigadona an-tanindrazana ny talata 25 jolay lasa teo ny Barean’i Madagasikara, avy natrika ny lalao tany Mozambika. Noraisin’ny Federasion’ny baolina kitra (FMF) izy ireo ary notolorana fankasitrahana...
View Article“JO 2024”: efa azo antoka ny fandraisan’i Paris
Karazany niverin-dalana ihany i Los Angeles amin’ny fandraisana ny “Lalao olympika 2024” manoloana an’i Paris. “Mety ho sarotra ny hanatanterahana izany…”, hoy ny ben’ny Tanànan’i Los Angeles, Eric...
View ArticleTennis – FMT: la feuille de route est tracée
La Fédération malgache de tennis (FMT) tape dans l’œil des passionnés avec une formule de championnat innovante, une nouvelle identité, un nouveau logo (ndlr, Osons changer) et un agenda bien garni...
View ArticleCrédits TVA: Le processus de remboursement continue
Le remboursement des crédits TVA est un sujet proposé les groupements patronaux au niveau de la plateforme de Dialogue public privé (DPP). A ce sujet, l’État a mis en place deux mécanismes pour le...
View ArticleInvestissements: le textile, le tourisme et les TIC en croissance continue
Le textile, le tourisme et les TIC enregistrent une croissance continue. La part d’investissement et les recettes générées par ces secteurs d’activités dépassant largement le milliard d’ariary. Les...
View ArticleDGD – Secteur privé: Ensemble contre la corruption
La Direction générale des douanes (DGD) et les différents groupements d’entreprises du pays (Sim, Gem, GPCAD, GEFP, GOPTM, ATPSM…) se sont réunis, hier, dans la capitale autour d’une table- ronde...
View ArticleElaboration de la LFI 2018: rencontre avec la société civile
Après l’établissement de la lettre de cadrage de la loi des Finances 2018, les membres de la société civile ont apporté leur avis. C’était lors de la rencontre organisée par la Direction générale du...
View ArticleMpivarotra sy mpifoka rongony: 15 lahy indray voasambotry ny polisy
Noraisim-potsiny ireo lehilahy miisa 15 voarohirohy ho mpivarotra sy mpifoka rongony tratran’ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina teny Manarintsoa sy Anosibe, afakomaly… Mitohy hatrany...
View Article