![]()
Taorian’ny fanarahan’ny sekoly ambony momba ny varotra sy ny fitantanana Iscam fandaharanasa ahitana tantsoroka ho an’ny ivontoeram-pampianarana EDAF, nahazo ny certificat EDAF manamarina izany ny tomponandraikitra, omaly teny Ankadifotsy. Natokana ho an’ny sekoly ambony momba ny varotra sy ny fandraharahana ny tohana ka noho ny fanarahan’ny Iscam ny fepetra rehetra takina amin’izany, nomen’ny European Foundation […]