![]()
Taksiborosy roa, fiara karandalina sy Mazda iray, nifandona tany Port Berger, omaly hariva, ka nahafatesana olona roa. Olona maro hafa ihany koa naratra vokatr’izany tao amin’ity fiara kely. Mbola nosokirina tao anaty fiara ireo naratra rehetra sy ireo olona roa maty. Araka ny vaovao avy any an-toerana, samy nandeha mafy ireo fiara roa ireo ka […]