![]()
Olona roa indray maty voatifitry ny dahalo nandritra ny fanafihan-dahalo tao Fierenena afakomaly. Lasan’ireo dahalo nandritra ny fanafihana ny omby miisa 50 teo ho eo. Mitaraina ny mponina fa tao anatin’ny herinandro izay, manao ny ataony ny dahalo ao Bongolava. Tao Ambatomainty lasan’ny malaso ny omby anjatony. Miverina fotsiny ireo mpanara-dia noho ny fahasarotan’ny lalana […]