Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70697 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mamelona olona anarivony : miangavy ny hanokafana ny Golden Center ny mpivarotra

 Mahatsiaro ho sahirana ireo mpivarotra marobe miasa ao amin’ny Golden Center satria mbola mikatona hatramin’izao ny toeram-piasan’izy ireo. Manaitra ny sain’ny mpitondra izy ireo fa mamelona olona...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanamboaran-dalana : miteraka fitohanana lavareny

Nanomboka tamin’ity herinandro ity ny fanamboarana ireo ampahan-dalana tena nahitana fahasimbana be eto Antananarivo. Mandritra ny andro, fotoana mahabetsaka ny mpivezivezy no hanamboarana izany....

View Article


Raharaha fandroahana mpiasan’Ambatovy : handrasan’ny maro ny...

Raha tsy misy ny fihemorana, hivoaka ny 14 avrily ho avy izao ny didim-pitsarana mahakasika ilay raharaha mampifanolana ny Tetikasa Ambatovy sy ilay mpiasa iray noesorina ka nitory azy. Handrasan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Valanaretin-kibo : mila mailo amin’ny fahadiovana

Miteraka resabe eny amin’ny fiarahamonina sy amin’ny haino aman-jery ny valanaretin-kibo miseho eto Antananarivo izay noporofoin’ny BMH ny alakamisy teo. “Tsy misy afa-tsy ny fahadiovan’ny sakafo sy ny...

View Article

Hiavaka… Avrily, « volan’ny sarimihetsika »

Araka ny efa voalaza teto, haompana amina karazan-javakanto iray ny volana iray, ho an’ny Craam*. Tafiditra indrindra ao anatin’ny tetikasa « M’Kolosaina » izany. Ho « volan’ny sarimihetsika » àry ity...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanarenana ny Jirama : tsy maintsy hiakatra ny vidin-jiro

Mila fanarenana goavana ny ao amin’ny Jirama. Noho izany, nahazo famatsiam-bola 65 tapitrisa dolara na 206 miliara Ar avy amin’ny Banky iraisam-pirenena ny governemanta malagasy hoentina hanarenana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Judo – Afrique 2016 : mpikatroka malagasy telo mianadahy miaka-tsehatra any...

Ratiarson Asaramanitra (-48 kg) sy Andriantiana Brenda (-57 kg), eo amin’ny vehivavy, ary Ratsimiziva Fetra (-81 kg), eo amin’ny lehilahy. Izy telo mianadahy ireto no mandrafitra ny ekipam-pirenena...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Futsal : hikarakara fifaninanana ny ligin’Analamanga

Hiaraka hiasa, hikarakara fifaninanana manaraka ny fenitra iraisam-pirenena, amin’ny futsal, na ny baolina kitra lalaovina anaty efitrano, ny ligin’Analamanga sy ny ekipan’ny Accord FC. Kianja telo no...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Pr. Rafolo A. « Asa miandry ny fanisana foko »

« Diso ny filazana fa 18 ny isan’ny foko eto Madagasikara, raha ny fanazavan’ny profesora Rafolo Andrianaivoarivony, talen’ny Ecole doctorale sciences humaines et sociales, oniversiten’Antananarivo....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tetikasa Casef – 53 tapitrisa dolara : mahita ireo olana iainan’ny tantsaha...

Mahita ireo olana iainan’ny tantsaha malagasy sy ny mahakasika ny fambolena ny mpamatsy vola. Nanome vola 53 tapitrisa dolara na 160 miliara Ar ho an’ity sehatra ity ny Banky iraisam-pirenena. Vita,...

View Article

Rugby – “Gold Top 8 Mada” : famaranana kely ny an’Ankady sy Manjakaray

 Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny lalao manasa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Gold Top 8 Mada”, taranja rugby à XV. Hangotraka ny fihaonana, indrindra ny an’Ankady sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mamaly ny filan’ny mpamatsy vola ny ACDM

Namoaka ny andiany Sahy ny eo anivon’ny ESDES, omaly tetsy Antanimena. « Mirona sy mamaly ny filan’ny mpamatsy vola sy ireo mpiara-miombona antoka amintsika ny eto anivon’ny fikambananay sy ny sekoly...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Article 54 : les députés courtisés

Depuis quelques jours, les élus de Tsimbazaza reviennent sur le devant de la scène. Et pour cause, l’éventuel changement du gouvernement implique leur concours. Démission du Premier ministre ou pas, l’...

View Article


Antaninarenina : les anciens CT revendiquent leurs droits

Les anciens membres du défunt Congrès de la Transition (CT) ont réitéré leurs doléances, hier à Antaninarenina concernant l’octroi de leurs privilèges. Ces derniers n’ auraient encore, jusqu’à présent,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Coopération : les rencontres se suivent à Iavoloha

Comme si de rien n’était. C’est l’image qu’a probablement voulu afficher le Président de la République Hery Rajaonarimampianina, hier. Car en dépit de la situation politique tendue, le locataire...

View Article


Démission du gouvernement : le décret de la présidence reste valable

Le Premier ministre, Jean Ravelonarivo n’a pas encore démissionné, bien que la présidence de la République ait déjà publié le décret n°2016-249 portant acceptation de sa démission, hier. Cela selon les...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ravelonarivo dement sa demission : crise au sommet de l’Etat

La Présidence et la Primature se contredisent à propos de la démission du gouvernement. Le bras de fer prend une nouvelle tournure. La crise au plus haut sommet de l’Etat s’étale sur la place publique....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Meurtre de deux français : cinq suspects arrêtés à Antsiranana

Moins de deux mois après le double meurtre dont ont été victimes deux ressortissants français, la Section de recherches criminelles (SRC) d’Antsiranana a livré hier les premiers éléments de l’enquête....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Affaires nationales : les forces de l’ordre consignées

Le pays vit dans un climat politique tendu après l’annonce de la démission des membres du gouvernement. Afin d’anticiper les éventualités, les éléments des forces de l’ordre (police, gendarmerie et...

View Article

« Ny asako rahampitso » : 4.500 lycéens ciblés pour la 11è édition

Le Rotary Club Antananarivo-Ainga renouvelle son engagement en faveur des jeunes en rééditant cette année encore l’action professionnelle « Ny Asako rahampitso » (Mon métier de demain), en partenariat...

View Article
Browsing all 70697 articles
Browse latest View live