Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70586 articles
Browse latest View live

Forum entreprise  : 85% des étudiants favorables

Grande affluence, hier à Ankadifotsy lors de la 13è édition du Forum entreprise organisé par l’Iscam. Près de 600 étudiants se sont succédé devant les responsables des 79 entreprises participantes pour...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Les indésirables du 11 mars 2016

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

KERE dans le sud Plus d’un million de personnes en danger

Selon les dernières statistiques, près de 1.140.000 individus sombrent actuellement dans l’insécurité alimentaire (IA). Cela représente 80% de la population rurale des sept districts du Sud, à savoir...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Noho ny setrasetra sy fifanenjehan’ny taksiborosy… : olona roa no indray...

Raim-pianakaviana roa no indray namoy ny ainy, noho ny lozam-pifamoivoizana nitranga tetsy Sabotsy Namehana, omaly tolakandro. Noho ny setrasetra vokatry ny fifanenjehan’ireto taksiborosy roa miasa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rappel

Enième pique de rappel de la part d’une entité sur la situation du pays. Cette fois-ci, c’est la Plateforme des chrétiens malgaches ou « Vovonana kristianina Malagasy » (VKM) qui tente de tirer la...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanjakana matanjaka… miantehitra amin’ny vahoaka

Ny mpitondra no mitondra, ny vahoaka: avy amin’ny vahoaka ny fahefam-pitondrana, ampindraminy araka ny fe-potoana voafaritry ny lalàna. Araka izay nifanarahana tamin’ny fifidianana io: hanatanteraka ny...

View Article

Jery taratra… herinandro : fifandroritana… tsy ahitana ny marina

Lasa fifamaliana ny « Raharaha Anjozorobe« : ady amin’ny fifandraisana, amin’ny haino aman-jery… Nilaza ny filohan’ny Repoblika ny amin’ny tokony hitondra porofo, raha tany Anjozorobe ny zanany....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vovonana kristianina malagasy : « Mila fahamatorana hahay mifidy ny...

« Noho ny fahasarotan’ny toe-draharaha, tsy afa-kitraka ny firenena raha tsy misy fiovana tanteraka. Mila mpitondra sy fomba fitantanana vaovao mifanaraka amin’ny soatoavina kristianina ary manaja ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Oniversite Fianarantsoa : nokorontanina andiana mpianatra ny fanadinana

Raikitra indray ny gidragidra tao amin’ny Fakiolten’ny siansa ao amin’ny oniversite Andrainjato Fianarantsoa, afakomaly. Nokorontanin’izy ireo ny fanadinan’ny mpianatra tao an-toerana…   Mpianatra...

View Article


Fifandonana nahery vaika tao Mahabo : nirefotra ny basy sy grenady, dahalo...

Henjana ny fifampitifirana teo amin’ny zandary sy ny dahalo tao Mahabo, distrikan’i Betroka, afakomaly. Dahalo roa lavon’ny balan’ny zandary raha olona roa avy amin’ireo mpanara-dia kosa maty...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Depiote A. Nantenaina : «Ilain’ny any Mandoto ny USAD »

“ Tokony hapetraka ao Mandoto ihany koa ny vondron-tafika manokana iadiana amin’ny dahalo (USAD) manoloana ny firongatry ny asan-dahalo efa hatry ny ela ”, hoy ny depiote Andriamboavonjy Nantenaina,...

View Article

Fifaninanana hidirana ho mpandraharaha ny fonja : izay mpiadina nahay ihany...

Manoloana ireo lahatsoratra nivoaka an-gazety, ny alatsinainy 7 marsa teo, mikasika ny ho fifaninanana hidirana ho mpandraharaha ny fonja, “nanjakan’ny kolikoly”, hoy ireo mpiadina, nitondra...

View Article

Tselatra

Maty tsy tra-drano rehefa tafasitrika tao ambany kamiaobe bènne, ny mpitondra bisikileta iray, tany Morarano Chrome Amparafaravola, afakomaly. Voalaza fa roa lahy ireo mpitondra bisikileta no nifanena...

View Article


Maka bahana ny MBS

 «Efa misy ny fanantenana sy fivoarana ny momba ny hoavin’ny haino aman-jery MBS satria tsy mbola nofoanan’ny ministera ny taratasy ahafahany mihodina sy mandeha na ny  « licence d’exploitation », hoy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fifandraisana amin’i Maorisy : hapetraka any Ehoala ny ZES

Vita sonia, omaly amin’ny fandalovan’ny filoha Rajaonarimampianina sy ny delegasiona notarihiny atsy amin’ny Nosy Maorisy, ny hametrahana ny  faritra ara-toerakarena manokana (ZES) any amin’ny « Parc...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampandrosoana ny kaominina  : manomboka ny tetikasan’ny KMF/Cnoe ho an ’ny...

Mby aiza ny fampandehanana ny asan’ny kaominina? Manana fandaharanasa amin’izany ny KMF/Cnoe amin’ny fampandraisana anjara ny olom-pirenena.      Fanatsarana bebe kokoa ny fifarimbonan’ny rehetra eo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ady amin’ny hosoka… : hampiasa « hologramme » amin’ireo taratasy ny CUA

Miala any indray ny tetikasa hanatsarana ny fomba fitantanana sy ny fomba fiasa eo anivon’ny tanànan’Antananarivo (CUA).  « Hatao mangarahara ny  fanomezana taratasy fahazoan-dalana amin’ny resaka...

View Article


BNGRC : hapetraka ny NVAC

Amin’ny akapobeny, anisan’ny firenena voalohany aty Afrika ianjadian’ny fiovaovan’ny toetr’andro i Madagasikara. Miteraka faharefoana eo amin’ny tsy fanjarian-tsakafo izany. Fantatra izany nandritra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lalam-baovao Tsarasaotra-Ivato : trano manodidina ny 10 no mety horavaina

Tsy maintsy hisy ny fandravana trano hatao amin’ny fanitaran-dalana mampitohy an’i Tsarasaotra sy Ivato, hitsenana ny fihaonamben’ny tany miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay, eto...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tontolo iainana : namoaka teknisianina 179 ny Isseg

Efa mahasarika ny tanora amin’izao fotoana izao ny lafiny tontolo iainana. Tsy vitsy ny misafidy ny hanaraka fampianarana ambony miompana amin’ny tontolo iainana manokana. 93 ny tanora nahavita...

View Article
Browsing all 70586 articles
Browse latest View live