![]()
Hampandrosoana ny taranja baolina lavalava, nampitomboin’ny eo anivon’ny Rugby Malagasy ho 30 tapitrisa ariary ny vola tsinjaraina na “quote part” ho an’ireo mpilalao mandray anjara ao anatin’ny Top 20. “Mbola tsy nisy hatramin’izay, natao hampandrosoana ny taranja io fampiakarana io”, hoy ny filohan’ny federasiona malagasy ny rugby, Rakotomalala Marcel, tetsy amin’ny biraony, omaly. Hotsinjaraina araky […]