![]()
Efa miditra amin’ny dingana famaranana, amin’izao fotoana izao, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny mpiasam-panjakana Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires), tanterahina any Mahajanga. Nitondra fanazavana ny filohan’ny Asief, Andrianarison Jean Aimé (Jhone Love), manoloana ny fitarainan’ny sasany mahakasika ny fiovan’ny fandaharan-dalao. “Tsy avy amin’ny mpikarakara ny fiovana amin’ny fandaharan-dalao fa fifanarahana eo amin’ny ekipa […]