Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Fampiasana « sarcleuse motorisé »: vita anatin’ny fotoana fohy ny asa any Atsimo Atsinanana

$
0
0
Nampiasa voalohany ny milina miasa tany (sarcleuse motorisé)  ny tantsaha, tao amin’ny kaominina Ivandrika, Farafangana. Nisy fanehoana ny fampiasana izany milina netrehan’ny governora sy ny mpandrindra ny tetikasa Defi any Vatovavy, Atsimo Atsinanana sy Fitovinany. Tao anatin’ny fandaharam-potoana ny fitsidihana tohodrano ao Sahanalaotra, manondraka velaran-tany 350 ha, avy eo nijery fampiasana ilay “sarcleuse motorisé” sy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Trending Articles