Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70642

“Espoirs Sportifs de Tuléar”: vita ny kianja Basikety

$
0
0
Vaovao mahafaly no nozarain’ny filohan’ny fikambanana “Espoirs sportifs de Tuléar” (Est), i Vital Serge, ny faran’ny herinandro teo. Tontosa soa aman-tsara ny fanavaozana ny kianja Basikety ao Antaninarena ao Toliara. Kianja efa tsy azo nilalaovana intsony, saingy izao nohavaozina tanteraka izao ka afaka misitraka izany ireo tanoran’Antaninarena. Ankoatra ny fanavaozana kianja, tetikasa maro no kasain’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70642

Trending Articles