![]()
Navoaka, omaly, alahady 11 oktobra 2020, tao amin’ny fiangonana St Eugene de Magenot, ny mpianatra kabary andia faha-13 nampitondraina ny anarana « Olontsambatra Raphael Louis Rafiringa ». Hetsika notontosain’ny Fikambanan’ny mpikabary lasalianina Toamasina. 50 mianadahy eo ho eo no navoaka tamin’izany ka ny enina, relijiozy vehivavy. Nisy ny fanomezana mari-pankasitrahana izay notanterahina tao anatin’ny lamesa maraina. Ny […]