Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70642

50 taona nandraisana “micro”…: nomena ny mari-boninahitra “Commandeur” i Jaojoby

$
0
0
“Commandeur de l’Ordre National Malagasy”. Nosalorana io mari-boninahi-pirenena io, omaly, ny mpanjakan’ny salegy, Jaojoby. Mendrika azy izany raha ny zava-bitany ho an’ny kolontsaina sy ny zavakanto, satria tokoa dia feno 50 taona katroka, omaly, alahady 11 oktobra ny nihirany voalohany tamina « micro » ary narahina orikesitra. « Tsaroako tsara io fotoana io, tany Antsiranana ny 11 oktobra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70642

Trending Articles