![]()
Hiaka-tsehatra indray ny Mpizaka Stelarim, hitondra ny “Tomara-kalo” ao amin’ny Craam Ankatso, rahampitso amin’ny 2 ora sy 17 mn tolakandro. Hetsika poezia maimaimpoana, iarahana amin’ireo mpiantsehatra eo anivon’ny Mpizaka ahitana an’i Fify Razakarison, i Fanojo, i Loufhika RJ, hotronin’ireo vahiny nasaina toa an’i Nianjara Masoandro sy i Fotopisaina. “Tomara-kalo izay midika ho taratra vaovao anaty […]