Mazava be ange izany e! Malagasy ve tsy hiteny malagasy? Tsia, ny vahiny indray izao no miteny malagasy. Ekena, maka ny fon’ny Malagasy izy ireo satria hanao sarimonina kanefa na izany aza, eo ihany koa ny fitiavana ilay teny. Diniho tsara ireo tanora sasany eto an-dRenivohitra. Ny tena (vatana, endrika, fitafy, fihetsika), manalasala ihany […]
↧