Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70662

Elgeco plus Stadium: handray ny sehon-dry Jerry Marcoss, Dalvis, Arione Joy…

$
0
0
Toerana vaovao, hanampy ireo kianja fialamboly rehefa alatsinain’ny Paska, ny eny amin’ny Elgeco Plus Stadium. Ankoatra ny lalao baolina kitra, handray fampisehoana goavana ny toerana. “Lundi de Pâques vaovao be 2019”. Io ny anarana nampisalorana ny hetsika hotontosaina ny alatsinainy 22 avrily izao, eny amin’ny Elgeco Plus Stadium, By-Pass. Araka ny fampahafantarana notontosaina teny an-toerana, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70662

Trending Articles