Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all 70697 articles
Browse latest View live

Ambaratonga ambony : mpampianatra telo hiofana any Etazonia

$
0
0

 Mpampianatra teny anglisy telo avy eny amin’ny ambaratonga ambony hiofana any Etazonia. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa manokana natokan’ny departemantam-panjakana Amerikanina ho an’ny mpampianatra teny anglisy na ny akademisiana ny “Study of the United States Institute” na “SUSI.”

Manatanteraka fandaharanasa akademika mandritra ny enina herinandro tsy miato ireo mpandray anjara. Anisan’izany ny fanaovana fitsidihana ahafahan’ireo mpanabe avy amin’ny ambaratonga faharoa ivelan’i Etazonia, ny mpitantana, mpampianatra eny amin’ny Oniversite mamantatra bebe kokoa ny fiaraha-monina, kolontsaina sy soatoavina ary ireo andrim-panjakana any Etazonia.

Tanjona kendren’ny “Study of the United States Institute” ny hanamafy orina ny fandaharam-pianarana sy hanatsara ny kalitaon’ny fampianarana momba an’i Etazonia ho an’ny sekoly ambaratonga faharoa sy ambaratonga ambony ivelan’i Etazonia.

Amin’ity taona ity, mpampianatra teny anglisy telo avy eto Madagasikara no handray anjara amin’ny fandaharanasa atolotry ny ““Study of the United States Institute.” Anisan’izany Raminoarivony Mirany, mpampianatra teny anglisy ao amin’ny Ecole Normale Supérieure (ENS), sampam-piofanana SUSI, kolontsaina sy fiarahamonina.

 Faharoa Razafindrabe Voahirana, mpampianatra teny anglisy ao amin’ny ENS sady mpanao fikarohana momba ny fomba fampianarana ao amin’ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena, sampam-piofanana SUSI, fitantanana ny fampianarana teny anglisy any amin’ny ambaratonga ambony sy ambaratonga faharoa, fahatelo i Jaonera Cladrick , mpampianatra teny anglisy eny amin’ny ENAM (Ecole Nationale de l’Administration de Madagascar), sampam-piofanana SUSI, politika ivelan’i Etazonia.

Tatiana A

Cet article Ambaratonga ambony : mpampianatra telo hiofana any Etazonia est apparu en premier sur NewsMada.


Feo sy gitara : hiray sehatra i Fara Gloum sy Desp

$
0
0
Fara

Nampiarahin’ny fitiavana vazo arahin-gitara… Fantatra fa hiray sehatra hizara mozika indray i Desp sy i Fara Gloum, ny alin’ny zoma ho avy izao manomboka amin’ny 9 ora alina, etsy amin’ny Fillin Antsakaviro. Mazava ho azy fa hiompana amin’ireo hira bà gasy, folk, country, sns, vahiny na malagasy ny hira alahatr’ireto mpanakanto ireto ao. Araka ny fanazavana nomen’i Fara Gloum, hihodina amin’ny sanganasan-dry Mahaleo, Eric Manana, Levelo, Razilinah, Emmylou Harris, sns, izany.
Rehefa mpankafy ny vazo arahin-gitara, efa mahafantatra an’i Fara Gloum avokoa. Taorian’ny nanarahiny an’i Tselonina, anisan’ireo mpikambana fototra ao amin’ny tarika Randrantelo izy. Misongadina kokoa amin’ny maha vehivavy mpihira sy mpitendry, ary efa namoaka rakikira azy manokana i Fara Gloum.
Mpitendry gitara ihany koa i Desp. Maro ireo nahalala azy, nandray anjara tamin’ilay fifaninanan-kira « Mahaleo Zandriny ». Tsy ny hiran’ny Mahaleo ihany anefa no voafehiny fa mamerina sanganasana mpanakanto hafa ihany koa izy. Mbola zavatra hafa ny fiarahan’ireo talenta roa ireo…

Zo ny Aina

Cet article Feo sy gitara : hiray sehatra i Fara Gloum sy Desp est apparu en premier sur NewsMada.

Saripika : hivoaka ny angon-tsarin’i Pierrot Men

$
0
0
PIERROTMEN

 Hivoaka ary azo jifaina eto Madagasikara, manomboka amin’io volana jolay io, ny boky mitondra ny lohateny hoe « Des hommes et des arbres », izay azo adika hoe « Ny olombelona sy ny hazo », boky natontan’ny Carambole. Hafakely ary inoana fa hahaliana ny maro, indrindra ireo mpankafy saripika, ity bokin’i Pierrot Men ity.

Sangany ary fanta-daza maneran-tany amin’ny fakana sary i Pierrot Men. Tsy fanaony matetika ny mampiranty ny sanganasany. Toy izany koa ny mamoaka boky tahaka ity. Etsy ankilan’izay, hita taratra ato anatin’ny « Des hommes et des arbres » ny maha izy azy ity mpanakanto ity. Tsy inona izany fa ny fankamamiana ny natiora, ny tontolo iainana ary ny maha olona.

Misy 152 pejy ity boky ity. Asongadin’ireo sary, araka ny lohatenin’ny boky, ny fifandraisana eo amin’ny olombelona sy ny hazo. Fifandraisana samihafa: fifampiankinana, fifanimbana, sns. Ankoatra ny sary nalain’i Pierrot Men, misy koa ny angon-tsoratra mikasika ireo sanganasany na ireo sariny.

Marihina fa misokatra androany, etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely, ny fampirantiana ireo sary nalain’i Pierrot Men. Mitondra ny lohateny hoe “Des arbres et des hommes” ny hetsika, izany hoe, mifamatotra amin’ny zavakanto raiketin’ilay boky.

Landy R.

Cet article Saripika : hivoaka ny angon-tsarin’i Pierrot Men est apparu en premier sur NewsMada.

Sehatra ba gasy : hivoaka ny volana jolay ilay boky Tiona bagasy

$
0
0
TIONA

Tanteraka ny fampanantenana! Eo am-pamaranana ankehitriny ilay Tiona ba gasy boky voalohany. Afaka mampiasa azy ity avokoa na ny hafa firenena aza satria voadika amin’ny tenim-pirenena maro ny boky.

Hivoaka ny volana jolay izao ny Tiona ba gasy, boky voalohany (Sol-fa sy naoty). Asa goavana tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-15 taon’ny “R’Imbosa: Mizara”. Hira 12 voarindra amin’ny sol-fa sy naoty ny ao anatiny. Ahitana fizarana maro ity boky vita amin’ny teny malagasy, frantsay, anglisy ary alema ity. Mozika ba gasy: tantara fohy. Ny firafitry ny kalon’Imerina. Ny gadon-kira : refy (mesures), bà (rythme). Ny feon-kira : mari-peo (notes), famaritam-peo (clefs)… Ny angola (style): fitendrena, fandrindrana hira (arrangements). Famehezana ny fanatanterahana hira. Ny fomba nanoratana ny tiona. Hafatra ho an’ny mpitendry sy ny mpitarika ary ny mpihira. Famaliana ny fanontaniana: iza moa izy ? na ny tantaram-piainan’ireo mpamoron-kira. Loharanon-kevitra sy voambolana.

Nifarimbona tamin’ny fanoratana ny boky Tiona ba gasy, boky voalohany i Mbosa Rabenasolo, Olivier Ramorasata, Njatoarimanga Tojoniaina, samy mpikambana ao amin’ny sehatra ba gasy avokoa.

Tsy natao arahina ambokony

Raha ny voalazan’ny sasinteny, fitaovana hitrandrahana sy handalinana ary hampitomboina sy hizaràna ny talenta ny sol-fa sy ny naoty. Ho an’ny ba gasy anefa, fitadidiana sy torolalana ankapobeny ny sol-fa sy ny naoty fa tsy natao arahina ambokony. Anjaran’ny mpanatontosa ny mamoaka ny hira araka ny angola hahatsapany ilay hira. Noho izany, tsy mahagaga rehefa mihaino ny hira ba gasy mazana tsy mitovy ny andalan-kira rehefa miverina. Mivoatra araka ny fivoaran’ny aingam-panahin’ny mpihira sy mpitendry ny hira. Izay no maha ba gasy ny Ba Gasy !

HaRy Razafindrakoto

 

Cet article Sehatra ba gasy : hivoaka ny volana jolay ilay boky Tiona bagasy est apparu en premier sur NewsMada.

Mois de la langue maternelle : ouverture de la célébration par un culte

$
0
0

 L’ouverture de la célébration du mois de la langue maternelle s’est déroulée hier au cathédrale Analakely. « Comme cette célébration coïncide avec celle de la 180e année de la Bible malgache, on a choisi cette particularité de la commémorer dans une église », a expliqué la présidente de l’Havatsa-Upem ou Union des poètes et écrivains malgaches, Naomy Hajaina Andrianasolo, une des associations organisatrices de cet événement. Selon elle, « La Bible malgache était la première littérature importante éditée dans notre langue maternelle ». Le thème de cette année est « La langue malgache, une source intarissable, garante d’un environnement sain et propre ».

Plusieurs activités marqueront également cette célébration, entre autres un concours de lecture pour les élèves de la capitale, des conférences-débats et des expositions à l’Académie malgache, du « Hira gasy » au  Tahala Rarihasina  avec Sahondrafinina et un spectacle avec l’école « Akany loharano » au  Tranompokonolona Analakely. L’événement sera clôturé par un grand spectacle littéraire, prévu le 1er juillet à l’Académie malgache.

Sera R.

Cet article Mois de la langue maternelle : ouverture de la célébration par un culte est apparu en premier sur NewsMada.

Crédits carbone : commercialisation dans le Corridor forestier Ambositra-Vondrozo

$
0
0

Depuis 2008, en vue de réduire la déforestation, le ministère de l’Environnement, de l’écologie, de la mer et des forêts, en collaboration avec l’organisation à but non lucratif Conservation International (CI) ont développé le projet de commercialisation de crédits de carbone. Ce projet permet non seulement de stocker du carbone et de protéger l’un des sites les plus importants pour la conservation de la biodiversité, mais aussi d’améliorer les conditions de vie des populations riveraines. Un accord portant justement sur les crédits de carbone dans le Corridor forestier Ambositra-Vondrozo (COFAV) et la gestion des revenus issus de leur vente vient d’être signé par les deux parties.

Grâce à cet accord, 50 % de ces revenus seront affectés au bénéfice des communautés locales. Cela va ainsi permettre à ces communautés de s’investir dans des activités alternatives et durables grâce à des microprojets. La signature de cet accord permet de concrétiser l’utilisation effective des revenus du carbone sur le terrain et de démontrer que les actions de conservation par les populations locales peuvent être le « moteur » du développement durable au niveau local.

Le COFAV s’étend sur une superficie de 285 800 Ha. Il se caractérise par sa grande richesse en biodiversité et les services écologiques qu’il procure. De plus, il joue un rôle de « château d’eau » pour les villages riverains, où 25 rivières y prennent leurs sources. Il garantit aussi la séquestration de carbone pour purifier l’air.

Dimisoa

Cet article Crédits carbone : commercialisation dans le Corridor forestier Ambositra-Vondrozo est apparu en premier sur NewsMada.

Cantines scolaires dans le Sud : 650 000 dollars de la Banque mondiale

$
0
0
Cantines scolaires

650 000 dollars vont être débloqués par la Banque mondiale afin que les élèves dans le grand Sud puissent avoir de la nourriture dans les cantines scolaires. « Les enfants affamés n’apprennent pas ou apprennent très peu. C’est pour cette raison que la Banque mondiale s’est associée avec le Programme alimentaire mondial (PAM) », a déclaré hier à Ambohidratrimo la représentante résidente de la Banque mondiale à Madagascar, Coralie Gevers. « Le déblocage de cette somme sera effectué dans les semaines qui viennent », a-t-elle encore déclaré en marge de la cérémonie de remise de motos aux chefs Zap ou zones d’appui pédagogique.

La malnutrition chronique a des répercussions sur la scolarisation des enfants. Les ménages démunis doivent faire le choix entre l’alimentation de leurs enfants ou leur scolarisation. Souvent, les parents décident d’arrêter d’envoyer leurs enfants à l’école à cause du problème financier. Cette situation est souvent constatée dans le Sud de Madagascar qui est toujours confronté au problème de sous-alimentation à cause du climat existant dans cette zone. Ses habitants subissent les impacts d’un déficit pluviométrique qui a causé des pertes de récoltes et détérioré la situation nutritionnelle des femmes et des enfants avec une incidence sur le taux de malnutrition aiguë, étant plus élevé cette année, par rapport à une année normale. Les régions d’Androy, Atsimo Andrefana et Anosy sont les plus vulnérables. Par conséquent, les habitants de ces régions détiennent le taux le plus bas d’inscriptions en écoles primaires dans toute l’île.

L’existence des cantines scolaires permet de retenir les élèves à l’école afin que ces derniers puissent poursuivre leurs études. Au moins, les élèves bénéficient d’un repas tous les jours à l’école grâce à ces cantines, ce qui leur permet ainsi de mieux grandir tout en apprenant normalement durant l’année scolaire. A Madagascar, 219 000 élèves sont ciblés par le programme « cantines scolaires » de la PAM, un programme mise en œuvre avec le ministère de l’Education nationale. Ainsi, 80 % des enfants bénéficiant de la cantine scolaire ravitaillée par le PAM ne mangent qu’à l’école. Ces élèves viennent à l’école avec le ventre vide. C’est pour cette raison que ce projet est très important. 1 250 écoles primaires publiques (EPP) ont été approvisionnées en vivres et en ustensiles de cuisine par le PAM durant cette année scolaire 2014-2015. 43 % de ces écoles se trouvent dans le Sud.

Dimisoa

Cet article Cantines scolaires dans le Sud : 650 000 dollars de la Banque mondiale est apparu en premier sur NewsMada.

Matières premières pour les artisans : l’exportation rafle l’ensemble de la production

$
0
0
Matières premières pour les artisans

Un nombre important d’artisans utilise le raphia pour leurs œuvres. Presque toutes les régions de l’île savent traiter cette matière de façons diverses. Toutefois, le raphia se fait rare ces dernières années. Les artisans ont du mal à s’approvisionner.

Une association d’artisans de la capitale qui travaille le raphia dénonce une exportation plus ou moins massive de cette matière. Ils affirment que le marché asiatique, notamment chinois, s’approvisionne en raphia dans la Grande île. De ce fait, les artisans malgaches, notamment ceux de la capitale, se contentent de récupérer les déchets d’exportation. Etant donné l’éloignement des zones productrices, ces derniers ne peuvent pas s’approvisionner auprès des producteurs mais auprès des revendeurs intermédiaires.

Une bonne organisation de la filière ainsi s’impose. Une vendeuse spécialisée en produits artisanaux du marché d’Andravoahangy en est persuadée. « Tous les artisans n’ont pas les moyens d’acheter du raphia en grande quantité. Dans ce cas, la descente auprès des localités productrices qui sont de plus en plus éloignées n’est pas rentable. Les artisans doivent s’organiser pour se partager les frais », explique-t-elle.

Les collecteurs chinois effectuent un approvisionnement en gros des matières premières et à un prix élevé par rapport à celui des artisans malgaches qui s’approvisionnent en détail et paient à crédit.

Concurrence entre produits locaux et étrangers

Le fait que les produits chinois concurrencent les produits malgaches ne date pas d’hier. Que ce soit sur le marché local ou sur le marché international, la situation est pareil. Les producteurs malgaches justifient cette circonstance par le fait que les Chinois disposent d’une main d’œuvre moins chère, donc plus compétitifs, de produits à bas prix et de technologies avancées.

Si un artisan arrivait à vendre près de 2.000 pièces de produits artisanaux par an auparavant, actuellement, il n’écoule que près de 500 pièces par an. Les principaux produits typiquement malgaches sont en effet faits à base de raphia, de soie et de corne.

Le réseau national de défense des consommateurs s’est d’ores et déjà positionné contre les exportations de matières premières dont aussi les zébus sur pied. Il estime que les cornes, les peaux se font rares sur le marché local au détriment des artisans. A cause de la libéralisation de l’exportation de peau, ce produit se fait rare et coûte cher pour les artisans.

Arh.

Cet article Matières premières pour les artisans : l’exportation rafle l’ensemble de la production est apparu en premier sur NewsMada.


Recherche de stabilité : les Etats-Unis s’activent

$
0
0
Recherche de stabilité

 Avant que les députés procèdent au vote pour déchoir le président de la République, Hery Rajaonarimampianina de sa fonction, les Etats-Unis étaient le premier pays à demander à toutes les parties prenantes en position de leadership – dont les membres de l’Assemblée nationale, en tant que représentants des populations de leur circonscription respective – de placer en tant que leur première priorité le bien-être du peuple, et à garantir la stabilité nécessaire pour l’avenir du pays.

Cependant, les députés ne l’ont pas entendu de cette manière. Ils ont décidé de voter avec les alliés du régime, dont le Tim contre Hery Rajaonariampianina.

Afin de préserver cette stabilité, les Etats-Unis via son ambassadeur, Robert Yamate s’activent actuellement pour convaincre les états-majors politiques d’opter pour une entente. Hier, ce diplomate américain s’est entretenu avec l’allié fort du régime, qu’est Marc Ravalomanana à Faravohitra.

Aucune information n’a filtré de cette entrevue entre les deux hommes. Mais, ce qui est sûr, elle coïncide avec l’impasse politique que traverse actuellement le pays. Le camp de l’ancien président est en partie responsable de la situation en décidant de tourner le dos à son allié, le régime.

Faire revenir celui-ci de sa décision est le principal défi actuellement. Jusqu’à présent, Marc Ravalomanana préfère se taire face au renversement de la situation.

Après celle du 5 mai dernier, c’était la deuxième rencontre entre ces deux personnalités.

Naisa

 

Cet article Recherche de stabilité : les Etats-Unis s’activent est apparu en premier sur NewsMada.

Brèves :

$
0
0

Assemblée nationale : Le bureau permanent de l’Assemblée nationale a fait savoir que la session reste suspendue tant que la situation politique n’évolue pas. La session ordinaire dure 60 jours, mais il ne reste plus que 30 jours après décompte.

Déchéance du président : Beaucoup de voix disent actuellement que les élus n’auraient pas dû déposer leur requête à la Haute cour constitutionnelle (HCC). Le risque est grand pour que la décision de cette Cour leur soit défavorable.

Opinion : « Il est temps désormais d’imposer le mandat impératif à nos dirigeants », selon le parti RDS (Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy), dirigé par Fetison Rakoto Andrianirina. Ce parti opte pour la stabilité.

Gouvernement : Après la requête contre le président de la République, Hery Rajaonarimampianina, les bruits font état de l’intention des députés d’engager une motion de censure à l’encontre du gouvernement. Aucun élu n’a pu affirmer cette nouvelle.

Cet article Brèves : est apparu en premier sur NewsMada.

Violation des textes électoraux : insuffisance de sensibilisation des candidats

$
0
0

 La grogne commence à monter du côté des candidats aux communales. L’insuffisance d’informations claires de la part de la Commission électorale nationale indépendante (Cenit) concernant la précampagne en est la cause. Certes, aucun texte y afférent n’existe, mais le code électoral stipule néanmoins que la Cenit veille au respect de la législation électorale à tous les niveaux en vue d’assurer la crédibilité des élections.

A cet effet, les candidats demandent à ce que la Cenit fasse connaître leurs droits et les interdictions en matière de campagne électorale. Jusqu’à présent, ladite commission se contente de verbaliser les prétendants à la course aux communales.

Il s’agit d’une attitude qui déplait à certains candidats dans la mesure où la sensibilisation aurait dû précéder la verbalisation. En parlant de sensibilisation, la population se retrouve également dans l’ignorance que les candidats actuellement.

Seuls, les cas des requêtes sur les candidatures font l’objet de médiatisation de la part de la commission en charge des élections. D’après les informations recueillies, la Cenit a reçu au final 31 requêtes dont 16 d’entre elles ont obtenu gain de cause. Le certificat d’enregistrement a été respectivement délivré. Pour les 15 autres requêtes, elles ont été refusées.

Cependant, la loi stipule que « La décision de la structure nationale indépendante chargée de l’organisation et de la gestion des opérations électorales est susceptible de recours devant le Tribunal administratif dans un délai de quarante-huit heures à compter de la date de notification de la décision à l’intéressé.

Le Tribunal administratif doit statuer dans les quarante-huit heures qui suivent la réception du dossier ».

Naisa

Cet article Violation des textes électoraux : insuffisance de sensibilisation des candidats est apparu en premier sur NewsMada.

Distribution de la Bible à Madagascar : double commémoration pour cette année

$
0
0

 L’association interconfessionnelle pour la distribution de la Bible malgache ou FMBM (Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy) procède à une double commémoration cette année, celle de ses 50 ans d’existence et les 180 ans de la Bible malgache.

« Si l’ouverture officielle était déjà lancée le 8 février dernier au temple de la FJKM Andrainarivo, la plupart des manifestations se concentreront durant ce mois de juin, car c’était le 21 juin 1835 que la première Bible en version malgache a été éditée », expliquait hier le directeur général de la FMBM, le pasteur Hubert Rakotoarivony. Des colloques, des assemblées générales, des expositions sur l’histoire de la Bible malgache et celle de l’association sont au programme pendant ce mois de juin.

Les colloques débuteront dès demain à la faculté théologique d’Ambatonakanga où divers thèmes seront débattus, entre autres la Bible et la langue malgache, la Bible et le patriotisme, la Bible et la culture malgache et bien d’autres encore.

Quant aux expositions, elles se dérouleront au Tahala Rarihasina du 18 au 25 juin prochains.

Les événements de ce mois de juin se clôtureront par un grand culte œcuménique au coliseum d’Antsojombe, le dimanche 21 juin. On procédera pendant cette journée à la distribution des lots pour les gagnants de la compétition sur l’hymne de la célébration et du concours de logo. La clôture finale de cette double commémoration est prévue au mois de décembre.

Sera R.

Cet article Distribution de la Bible à Madagascar : double commémoration pour cette année est apparu en premier sur NewsMada.

Education : 600 chefs Zap en formation

$
0
0
EDUCATION

600 chefs Zap ou Zones d’appui pédagogique sont actuellement en formation. Il s’agit d’une formation des formateurs. Ces derniers vont par la suite procéder à la formation de 18.000 enseignants communautaires Fram ainsi que de 6.000 directeurs d’école. L’objectif principal est de permettre une amélioration de la qualité de l’éducation à Madagascar.

Cette formation a été le fruit de la coopération entre le ministère de l’Education nationale et les partenaires techniques et financiers tels que la Banque mondiale, le Fonds des Nations Unies pour l’enfance (Unicef) ainsi que l’Union Européenne (UE). 12 régions vont pouvoir bénéficier de cette formation toute l’année. Afin que ces chefs Zap puissent se déplacer facilement, ceux issus de la Direction régionale de l’éducation nationale (Dren) d’Analamanga ont été dotés de 140 motos. La remise officielle de ces deux-roues a été effectuée hier dans le lycée d’Ambohidratrimo.

La formation se portera sur trois matières dont les mathématiques, le malgache ainsi que le français. D’après la représentante résidente de la banque mondiale, Coralie Gevers, l’organisation de ces formations est une étape importante pour que Madagascar puisse enfin améliorer la qualité de l’éducation.

Dans la foulée, elle a également fait part de la prochaine signature du contrat sur la remise des kits scolaires qui va se faire cette semaine avec le ministère de tutelle. Ces kits scolaires sont prévus arriver en mois de septembre et 12 régions vont en être les bénéficiaires. Par ailleurs, une dotation en manuels scolaires se fera également avant la prochaine rentrée scolaire.

Dimisoa

Cet article Education : 600 chefs Zap en formation est apparu en premier sur NewsMada.

Ady amin’ny sigara : tsy nomarihin’ i Madagasikara ny 31 mey

$
0
0

Nisintaka tamin’ny firaisankina maneran-tany amin’ny ady amin’ny sigara ny nosintsika tamin’ity taona ity. Nisafidy ny tsy hanamarika ny andro natokan’ny firenen-drehetra hiadiana amin’ny sigara tamin’ny 31 mey mantsy ny tompon’andraikitra malagasy fa nanakisaka izany ho amin’ny 17 jona izao.

Antony voalaza fa nibaiko ny fandraisana io fanapahan-kevitra io ny fampifandraisana ny fanamarihana amin’ny fanatanterahana ny drafitra hiadiana amin’ny firongatry ny fandraisana zava-mahadomelina eto amintsika. Efa nankatoavin’ny sampan’ny Firenena Mikambana miady amin’ny zava-mahadomelina nandritra ny atrikasa tao Maorisy tamin’ny septambra 2014 sy teto Madagasikara tamin’ny desambra teo io drafitra io.

Manou

Cet article Ady amin’ny sigara : tsy nomarihin’ i Madagasikara ny 31 mey est apparu en premier sur NewsMada.

Vaky trano tao Ambatondrazaka : voasambotra ny olon-dratsy iray

$
0
0
DSCF2146-4

Nahitam-bokatra ny fikarohana nataon’ny mpitandro filaminana mikasika ny halatra narahina vaky trano niseho tao an-tampon-tanànan’Ambatondrazaka ny 15 mey lasa teo.

Voasambotra noho ny angom-baovaon’ireo mpitandro filaminana tao an-toerana ny iray tamin’ireo olon-dratsy. An-dàlam-pikarohana ny mpiray tsikombakomba sy ny mpiara-namaky trano taminy kosa ny manampahefana ankehitriny. Niaiky ny heloka vitany avy hatrany mantsy ity lehilahy tratra ity sady nanondro ireo mpiombon-keloka taminy nandritra ny fotoana nanadihadian’ny mpitandro filaminana azy.

Trano fivarotan’ny mpamongady lehibe iray tao Ambatondrazaka no lasibatr’ireo mpangalatra tamin’io alin’ny 15 mey io ka nahaverezana fitaovana sy kojakoja elektronika maro, niampy lelavola mihoatra ny 10 tapitrisa ariary. Efa voatolotra ny fampanoavana tao Ambatondrazaka ihany ity voarohirohy voasambotra voalohany ity. Mbola nampanantena hanao hazalambo ireo sisa ny mpitandro filaminana any an-toerana, hamongorana na, farafaharatsiny, hampihenana ny tahan’ny tsy fandriampahalemana miha mahazo laka any amin’ny faritr’ Alaotra-Mangoro, amin’izao fotoana izao.

Manou

Cet article Vaky trano tao Ambatondrazaka : voasambotra ny olon-dratsy iray est apparu en premier sur NewsMada.


Tapatapany

$
0
0

 Fampiasana tsipoapoaka

Nanomboka nampiasa tsipoapoaka sahady ny eto an-drenivohitra noho ny fisian’ny mpivarotra azy manerana ny sisin-dàlana. Efa namoahan’ny manampahefana lalàna hifehezana azy io toe-javatra io nefa tsy nandaitra izany noho ny fitohizan’ny fampidiran’ny mpandraharaha ny entana voarara eto amintsika.

Hitory ny solombavambahoaka sasany

Mampifanipa-kevitra ny ao anivon’ny antenimieram-pirenena ny fanalana ny filoham-pirenena amin’ny toerany. Nitaraina ho tsy nomena zo hiteny ireo solombavambahoaka sasany ka nanao fanambarana fa hampahafantatra ny zava-nisy eny anivon’ny HCC koa, ho fitarainana.

Hahazo herinaratra ny mpifindra monina

Ho tafiditry ny herinaratra matanjaka tsy ho ela ny tanànan’i Soaniadanana, nametrahana ireo mpifindra monina an-tsitrapo any amin’ny distrikan’Ankazobe. Novatsian’ny fikambanana “Electricité sans frontières” vola mitentina 16 tapitrisa ariary ny fikambanana Hafari Malagasy, tompomarika amin’ny tetikasa, hanomezana angovon’aratra hampiasan’ireo mpifindra monina ireo. “Nihoatra ny 10 tapitrisa ariary mahery amin’ny nilaina hanatanterahana ny asa io vola io”, hoy ny filohan’ny fikambanana, Rafanomezantsoa Jean Nirina, omaly.

Cet article Tapatapany est apparu en premier sur NewsMada.

Korontan’ny andrimpanjakana : niantso fitoniana ny minisitra Atallah Béatrice

$
0
0
DSC_0091

 Manasaro-draharaha ny fifandiran’ny samy andrimpanjakana eto amintsika. Toa manilika ny fahadisoana any amin’ny parlemanta ny filoham-pirenena, eo anatrehan’ireo Vondrona iraisam-pirenena. Manao ezaka mandamina izany amin’ny fomba diplaomatika ny lehiben’ny diplaomasia eto amintsika, ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Atallah Béatrice.

Nandritra ny fanasan’ireo masoivoho vahiny eto amintsika ny minisitra teny Analamahitsy, ny zoma lasa teo, tsy nihafahafa nanazava ny zava-misy ny tenany. Nambarany tamin’ny lahateniny fa na ratsy aza ny toe-draharaha, tsy atao hahakivy sy hampiraviravy tànana izany.

« Tsy hisafidy ny fitokana-monina akory ny firenena amin’izao fotoana izao », hoy ny minisitra tamin’ireo diplaomaty. « Vao mainka ho zava-doza ho an’ny seha-pihariana rehetra, izay efa mihamiarin-doha tsikelikely izany », araka ny fanazavany. Toraka izany ny lafiny politika. Mety ho samy hafa ny fihevitra saingy manamafy ny demokrasia ny ezaka hanamafisana ny tsara efa vita.

Teo foana ireo vahiny

 « Teto foana ireo mpiara-miombon’antoka teknika sy ara-bola tamin’ny fotoan-tsarotra nolalovan’ny firenena », hoy izy. Nentiny nilazana ny fiainam-pirenena tao anatin’ny Tetezamita izany.

« Mila ireo mpiara-miombon’antoka rehetra ny firenena, matoky ireo mpiara-miombon’antoka rehetra ny vahoaka malagasy, indrindra ny firaisankinan’izy ireo nandritra ireny fotoan-tsarotra ireny », hoy ihany ny minisitry ny Raharaham-bahiny. Mifampiankina amin’ny fanambarana vao nataon’ny Gis-M farany teo ny fanazavany, izay nitaky ny fandraisan’andraikitry mpisehatra rehetra ho amin’ny fitoniana, ny fandriampahalemana ary ny fampandrosoana maharitra ny firenena. Tsy nohadinoin’ny minisitra koa ny fanajana ny fiandrianam-pirenena.

Zo. Ra.

Cet article Korontan’ny andrimpanjakana : niantso fitoniana ny minisitra Atallah Béatrice est apparu en premier sur NewsMada.

Fampielezan-kevitra mialoha : tsy manam-pahefana hanasazy ny Cenit

$
0
0
_DSC9033

 Hampiantso ireo kandidà ho ben’ny tanàna na ny solontenany ny Cenit amin’izao ankatoky ny fampielezan-kevitra izao. Niraradraraka tao ho ao ny fampiantsoana sy fanakianana ireo kandidà, indrindra ny tsy miankina, amin’ny endrika fampielezan-kevitra alohan’ny fotoana. Tsy mbola anisan’ny voaantso, hatramin’izao ny kandidàn’ny antokom-pitondrana.

Nanazava teny Alarobia anefa, omaly, ny mpampaka-tenin’ny Cenit, Rakotondrazaka Fano fa tsy anjaran’izy ireo ny manasazy. « Ny sampam-pitsarana ihany no afa-manao ny fanalana an-daharana ny kandidà tsy ho mpifaninana amin’ny fifidianana, raha misy fahadisoana. Ny hany azon’ny Cenit atao dia ny mampitandrina azy ireo raha misy ny fampielezan-kevitra alohan’ny fotoana », hoy izy.

Fampahatsiahivana ireo tokony hatao sy ny tsy azo atao mialoha ny fampielezan-kevitra ny Cenit, amin’ny maha mpikarakara fifidianana azy. Tsy afaka miditra amin’ny asan’ny Fitsarana izy ireo. Raha misy ny fifampitorian’ny samy kandidà, ny mpitsara no manapaka ny amin’izany. Mbola hampanantsoina manokana, amin’ity herinandro ity ireo kandidà eto Antananarivo Renivohitra, hampitoviana fomba fijery, araka ny fanazavana ihany.

Notsipahina ny firotsahana 15

« Nahatratra 31 ireo fitarainana tonga teny amin’ny Cenit, amin’ireo antontan-taratasy firotsahana nolavin’ny Ovec », araka ny fanazavan’ny mpampaka-tenin’ny Cenit ihany. Nohamafisina ny fandavana ny firotsahana 15. Nankatoavina kosa ny 16. Mbola manana fotoana hiakarana amin’ny Fitsarana momba ny ady amin’ny fanjakana anefa ireo kandidà amin’izany.

Midika izany fa anjaran’ny Fitsarana no mamoaka ny lisitry ny kandidà farany hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna. Ankoatra izany, efa mandeha ny fandaharana sy fanaovana antsapaka ny fipetrak’ireo kandidà mpifaninana amin’ny biletà tokana amin’ireo fari-pifidianana maro. Miandry farany kosa ny an’ireo mbola nahitana fitarainana.

Zo. Ra.

Cet article Fampielezan-kevitra mialoha : tsy manam-pahefana hanasazy ny Cenit est apparu en premier sur NewsMada.

Iray volan’ny teny malagasy : maro sosona ny lanonan-dehibe

$
0
0
IRAY VOLANA TENY MALAGASY

 55 taona ny niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena. 180 taona ny nahavoadika manontolo ny Baiboly amin’ny teny malagasy voalohany. Toy izany koa ny Rakibolana anglisy-malagasy voalohany notarihin’ny Rev. J.Freeman sy ny Rakibolana malagasy-anglisy voalohany notarihin’ny Rev. D. Johns. 50 taona ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy (FMBM). Tsy voatanisa avokoa ireo hetsika misongadina momba ny teny malagasy amin’izao volana jona izao.

Fehiny, marolafy sy maro sosona ny lanonan-dehibe. Nosantarina tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana tao amin’ny Katedraly FJKM Analakely ireo rehetra ireo, omaly. Maro rantsana arakaraka ireo mpisehatra ny hetsika. Ho an’ny FMBM, hikarakara fikaonan-doha ao amin’ny Fakiolte teolojika Ambatonakanga izy ireo. Mifamatotra amin’ny fitiavan-tanindrazana, ny kolontsaina, ny teny malagasy sy ny maro hafa ny lohahevitra. Ho an’ireo mpisehatra rehetra hafa, misy ny fiaraha-miasa amin’ny tetikasa « WaterAid ».

Ankoatra ny fitetezana sekoly (CEG, lycées, oniversite) amin’ny fanaovana loabary an-dasy, hisesy hatramin’ny fiandohan’ny volana jolay ny hetsika. Misy ao amin’ny CGM Analakely, ny Tahala Rarihasina, ny Akademia Malagasy Tsimbazaza, ary ny Tranompokonolona Analakely. Havoaka tsikelikely eto ireo fandaharam-potoana.

Zo. Ra.

Cet article Iray volan’ny teny malagasy : maro sosona ny lanonan-dehibe est apparu en premier sur NewsMada.

Au courrier – Madagascar : de la rigueur dans la pratique institutionnelle

$
0
0

 Le moins que l’on puisse dire est que les récentes sautes d’humeur d’une large majorité de députés malgaches, usant fébrilement des pouvoirs qui sont les leurs, sans véritablement en mesurer les dramatiques conséquences, laissent plus d’un perplexe.

Dès lors, maintes questions fondamentales se posent

  1. La première concerne le sens à donner à la notion de

« responsabilité des gouvernants », cette notion devant être entendue ici dans son sens le plus large, c’est-à-dire incluant toutes les catégories de personnels politiques, principalement ceux de l’Exécutif et du Législatif. Or, la responsabilité des députés et celle de l’Assemblée nationale sont largement

et singulièrement engagées, et devant le peuple et au regard des principes juridiques et démocratiques fondamentaux.

Car, l’Assemblée nationale, se saisissant à la hussarde de sa « responsabilité », n’a pas hésité à inventer une procédure de « destitution » non prévue par la Constitution et qui, en tout état de cause, ressemble à une fiction juridique puisque sans le dire elle s’inspire de l’« impeachment » à l’américaine, avouant ainsi sans ambages le caractère mi-judiciaire mi-politique de sa démarche. Ceci est en particulier établi par le fait qu’elle invoque de « multiples » violations de la Constitution, mais sans jamais – semble-t-il – viser un quelconque crime qu’implique la notion de « haute trahison », seule qualification que la Constitution actuelle retient pour mettre le Président de la République en accusation dans l’exercice de sa fonction et viser sa destitution.

  1. Et, c’est ici où se situe et se pose la deuxième question fondamentale : car, n’obéissant qu’à sa fougue, l’Assemblée nationale s’est empressée de déposer une requête auprès de la Haute Cour Constitutionnelle afin que celle-ci « valide » ou

« acte » la résolution adoptée au sein de ladite assemblée.

Un tel procédé est pour le moins singulier. En effet, si la procédure d’« impeachment », pour autant qu’elle soit conforme à la Constitution, devait juridiquement aboutir à la destitution du Président de la République, et se suffire ainsi comme étant une décision définitive et exécutoire, pourquoi avoir encore besoin d’une « validation » ou d’un « donné acte » de la HCC ? L’incohérence ici est mère de toutes les incertitudes aux très lourdes conséquences et pouvant engager la responsabilité de ceux qui ont été à l’initiative de cette singulière procédure.

  1. De plus, – et c’est la troisième question fondamentale –

à supposer même qu’il faille considérer cette procédure

d’« impeachment » comme régulièrement engagée, encore faut-il se poser la question de l’instruction nécessaire et préalable à toute accusation. C’est le minimum que l’on puisse attendre d’une Assemblée législative érigée, non plus en contrôleur des actes gouvernementaux, mais en juge des actes du Président de la République.

Or, ladite Assemblée a-t-elle pris la peine de constituer en son sein une commission spéciale et impartiale afin que cette dernière nomme préalablement un procureur spécial dont le rôle attendu est de réunir et vérifier

les éléments d’accusation ? Et puis, une fois son travail accompli ledit procureur a-t-il saisi un juge d’instruction dont le rôle est d’instruire et faire la part des choses ? Et, au bout de la chaîne judiciaire spéciale, a-t-on prévu – en l’absence d’une Haute Cour de Justice – d’ériger une juridiction spéciale et d’exception pour juger le Président de la République si tant est que l’instruction ait établi des

« faits graves et concordants » pour « violations répétées et graves » de la Constitution passibles de la qualification de

« haute trahison » ?

  1. Enfin, et non des moindres, il apparait que les députés auteurs de cette procédure hautement critiquable confondent – à dessein ? – erreurs politiques et incriminations juridiques.

Or, une faute pénale – puisque tel est le cas évoqué – n’est nullement liée aux actes de la fonction mais à un acte personnel et intentionnel. La frontière entre ces deux notions doit être strictement délimitée, sinon c’est la porte ouverte à tous les abus procéduraux. La tentation de la criminalisation du politique, si grande soit-elle, doit être refrénée quand on est en charge d’une responsabilité aussi lourde que la représentation du peuple. D’où la nécessité, comme c’est le cas ici, de la mise en branle d’une procédure judiciaire comportant toutes les garanties du droit avec la mise en place d’un parquet, d’une instruction et d’une juridiction dédiés.

Mille autres questionnements se justifieraient devant ce malheureux épisode d’une pratique politique sans équivalent.

On pourrait encore admettre que les députés aient soudainement pris conscience de l’intérêt national, que forts de la gouvernance représentative dont ils ont l’apanage, ils aient entendu exercer leur mandat pleinement ; mais alors, n’ont-ils pas en l’occurrence péché ici par un jugement d’à-propos politique trop empressé, c’est-à-dire par ce qu’on qualifie outre-atlantique par la notion de « convenience » ?

Les délices de l’exercice démocratique demandent de la rigueur dans la pratique institutionnelle. Les tripatouillages et les coups de boutoir en sont les ennemis. De même, les agissements et considérations exclusivement partisans quoi qu’il advienne, et qui donnent naissance à des comportements que d’aucuns qualifient sous le terme de « partitocratiques », ne sont qu’hommages du vice à la vertu et, au final, aboutissent à forger une démocratie sans le peuple.

Gageons cependant que viendra – le plus tôt possible ! – le jour où nos gouvernants parviendront à donner à l’autre notion d’« accountability » (rendre compte de ses actes) toutes ses lettres de noblesse au lieu et place de la « combinazione ».

       Yvan Razafindratandra 

Radama Rasoloarivony

Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo

Cet article Au courrier – Madagascar : de la rigueur dans la pratique institutionnelle est apparu en premier sur NewsMada.

Viewing all 70697 articles
Browse latest View live