Tolo-tanana ho an’i Piff « Iray aina, iray rap », hetsika tolo-tanana ho an’i Piff, tojo tsy fahasalamana, hotanterahina etsy amin’ny Noumba Club Itaosy (ex Guest House), anio asabotsy, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Maro ireo haneho ny talentany, toa an-dry Mamy Saya & Alkassim, 08MM, Miora Killah&Ratex, Slem (Bogota), 67 Squad, 102 Fassad, Xcrew, […]