Miditra amin’ny andro fahadimy, amin’ity anio ity, ny fifaninanana “Open Asief 2020” eo anivon’ny “Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires”. Mbola ny taranja volley ball ihany aloha, hatreto, ny niditra an-tsehatra ary efa hita misongadina ireo minisitera mety handrombaka ny amboara. Ekipa misongadina, ohatra, ny avy eo anivon’ny PBZT, ny Antenimierampirenena, ny oniversite ary […]